ody may
51. ouelah
(
11/08/2006 09:21)
Ny mpiasanay vao 1mois izay no may ny kibony sy ny cuisse-ny dia nentina tany @ hopital fa nasain'ilay dokotera nankany @ mpanao ody may. Dia efa sitrana izy izao aloha fa elalea satria nisy farasisa hono .
Fa mahay ny mpanao ody may ka! na efa grave aza mbola misy mahay
Fa mahay ny mpanao ody may ka! na efa grave aza mbola misy mahay
52. mimich
(
11/08/2006 10:03)
tena misy mahay ny mpanao ody may ka , fa ny ahy ny felan-tanako havia voatondraky ny menaka avy nanendasana , dia nentina tany am dokotera , de nomeny antibiotique aho aloah ee, fa nasainy nanatona mpanao ody may , fa na ny cicatrice aza zara raha tazana , fa ilay rorĂ na isa-maraina fotsiny no somary maharikoriko fa eee, te ho sitrana ee , de mbola nisy oh mercure au inn sa inn , nasiany ny rorany koa , de iny no araraka amin'ilay may isan-kariva.
53. Zina
(
11/08/2006 14:24)
ny pansement isan'andro @ Tulle gras miaraka @ antibiotika matanjaka ihany ny fanafodiny e
ity indrindra ilay fanafody tulle gras lumiere misy an'io tsara any dago no sady efficace be.. surtout ka efa misy ratra etc.....
nga akia tsy maloto misy microbe ny pipi
external no ampiasaina azy ka, ny acide ao no efficace sy ny bacterie ao ko zany hahahaha
54. watafon
(
11/08/2006 16:37)
Fiffi: fa manana vertue mahasitrana ny pipi k ! tsy tadidindry angaha ilay dinika lavabe tato iny ? :-*
cutie: efa taitra ndray k !:*
cutie: efa taitra ndray k !:*
55. cutie
(
11/08/2006 17:39)
Voalaza teo :
ny pansement isan'andro @ Tulle gras miaraka @ antibiotika matanjaka ihany ny fanafodiny e
ity indrindra ilay fanafody tulle gras lumiere misy an'io tsara any dago no sady efficace be.. surtout ka efa misy ratra etc.....
noter-ko io fa misaotra betsaka anareo e :*:*:*
57. fijo
(
11/08/2006 18:43)
mimich an izany felatanana may izany ve raha ampiasaina tsy hanahirana????:-D:-D:-P