ody may
106. watafon
(
15/08/2006 19:57)
Dr Eric zay no nandidy fa nsiy marary avy aty amiko taty nalefa tany efa 3 ans lasa zay ! ao @ HJRA ao lery!
107. cutie
(
15/08/2006 19:58)
watafon, ary raha may ny lafaoro ve mety afaka le tasy may refa any aorina any :roll:
110. watafon
(
15/08/2006 20:03)
hummm! tandremo akia any an ! za t@ za 4 ans no may d mbola tsy afaka le cicatrice !
113. cutie
(
15/08/2006 20:11)
:-D::-D:-D:-D
de ny ahy zany refa firy taona za vo ho afaka le izy :-D:-D:-D
de ny ahy zany refa firy taona za vo ho afaka le izy :-D:-D:-D
114. watafon
(
15/08/2006 20:15)
asa akia kou ! fa oviana njy no may? :-D:-D:-D:-D nenĂ eto @ fe-ko eto d mihalehibe le izy no mahasosotra ahy io!
118. watafon
(
15/08/2006 20:31)
@ herinandro kay zany d afaka kou! raha etinjy aty amiko d rapitso d sitrana ! :-D:-D
120. watafon
(
15/08/2006 20:47)
hummm! enao no lavitra kou ! :-D:-D:-D raha tsy zany d aona akia ? mbo tohizo oe