Lhl manao string et Streap tease

1. papounette ( 10/08/2006 13:12)
Normal ve zà sa ahoana:oops:?Tena mahafinaritra ahy mihitsy ny mijery ny lhl manao string avy eo manao streaptease eo anoloako.
Tamina film fa tsy porno le izy no nahitako an'io fa tena milay an!:twisted:
Misy manao string ve ny lhl gasy?
2. Fiffi ( 10/08/2006 14:07)
:roll: t@ film ? nefa nanao streaptease eo anoloandry ? :wink:
3. Samoana ( 10/08/2006 14:15)
papou+fiffi = hatsikana sy lalao:lol:
4. lemenakely ( 10/08/2006 14:35)
tssss inona koa izany revinao hafahafa izany ? Pelaka ireny !... tsy aleo ve ny nentin-drazana ihany e ny salàka sy ny mille-bande?:?:
5. Fiffi ( 10/08/2006 14:38)
Samoana: ka tsy marina ve zany aloha ? lazainy fa film nojereny le izy nefa de lazainy indray fa manao streap eo anolohany koh ! :wink:
6. Herimiafina ( 10/08/2006 14:41)
Inona ry ireto ity string ary inoan ity strip tease? :roll::roll:
7. mystera ( 10/08/2006 16:02)
izao mahalala lehilahy gasy manao izany sady tsy saronkenatra mahitsy omeko anao ny email raha tianao fa mahafinaritra azy ny vehivavy mijery tsy porno akory


8. kiali ( 10/08/2006 16:23)
zah koa aloha afaka manome fahafahapoa anao eh
9. cutie ( 10/08/2006 16:28)
kiali :-D
10. lemenakely ( 10/08/2006 17:59)
tsssss
11. fasaly ( 10/08/2006 18:38)
papounette:

Normal ve zà sa ahoana:oops:?Tena mahafinaritra ahy mihitsy ny mijery ny lhl manao string avy eo manao streaptease eo anoloako.
Tamina film fa tsy porno le izy no nahitako an'io fa tena milay an!:twisted:
Misy manao string ve ny lhl gasy?


hummmm zà efa nahita mivantana tam fety izay....
raha tsara fefesse kosa ve tsy hahafinaritra, fa nisy tsatsakoitra aly bandy ka tena variana be zà:wink: tsy vitan'ny string fotsiny fa nesorina hatram string nony farany:°):°)
12. Fiffi ( 10/08/2006 18:40)
anjekaky oooo ! :{:{:{:{
13. fasaly ( 10/08/2006 18:42)
fiffi: a! hay mou lehilahy vazà lay izy fa tsy gasy:-D:-D:-D tam enterrement d'une vie d celibat reny e!:-D:-D:-D:-D:-D
14. miangalyandria ( 10/08/2006 18:55)
izaho koa efa nahita ohatran'i fasaly fa tena wouuaouh ! raha manana ohatran'ireny kosa ato an-trano aloha aho an dia aoka re !:wink:
15. Fiffi ( 10/08/2006 20:00)
16. Fiffi ( 10/08/2006 20:00)
zany ve ? de inona no hataonao ?:wink:
17. miangalyandria ( 10/08/2006 20:11)
oadray izany fanontanian'i fiffi ! tonga dia alaivo sary an-tsaina anie fiffi e ! :-D:wink: gaigy be !
18. papounette ( 11/08/2006 08:37)
Ka le izy ange t@film no nahitako azy fa mba vetsovetso ny ahita manoloana ny tena.
Sa tsy mety?????
19. Fiffi ( 11/08/2006 08:50)
miangalyandria: :-D:-D:-D an3 ! heu...nanandrana hiany zah fa tsy lasako eh! :wink::-D:-D:-D
papounette: hay ve eh! :-D:-D:-D noheveriko hoe teo imasonao mihintsy no niseho le tantara :-D:-D:-D:-D
20. papounette ( 11/08/2006 09:45)
mystera:

izao mahalala lehilahy gasy manao izany sady tsy saronkenatra mahitsy omeko anao ny email raha tianao fa mahafinaritra azy ny vehivavy mijery tsy porno akory





Mba omeo eee :}Mandoa vola ve?:lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2442