mitady fanazavana

1. betay78 ( 10/08/2006 12:31)
ary ahoana ireto gasy miavona be eto paris eto e?misy ny sasany izany tena miavona mihintsy an!ny sasany hita fa gazy izao vao hanantonana hiresahana @teny gasy mody tsy mahay"je ne comprends pas ce que vous dites?"tant que la mentalite ne change pas!!!
soa ihany fa nahita ity adresse internet ity izao ahafahana miresaka @ireo tena tia ny tanindrazana"fier d'etre malgache et du vraie en plus sa ahoana ny hevitr'ilay isany????
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:38
2. Fiffi ( 10/08/2006 12:48)
ka sao de ny ps-nao aza no mampihavona azy ? :-D:-D
3. soanja ( 10/08/2006 13:02)
De tsy mba misy ps hafa hita ve any ry b....
4. cutie ( 10/08/2006 13:10)
:-D
5. fraz ( 10/08/2006 13:10)
Ary raha mody hanontaniana izy hoe avy aiza aloha (ny cambodgien(ne) mantsy izao tena mitovy be amin'ny gasy mihitsy ary mety io mihitsy no havaliny raha hanontaniany teny gasy izy).

Ary misy koa ireo gasy izay tsy mahay teny gasy mihitsy fa teraka tany ohatra. Dia mety izay ilay lazainareo hoe miavona.

Fa mety ihany koa aloha eto amin'ny serasera e . Andrankandramo eo daholo
6. pissoa ( 10/08/2006 13:12)
marina ny tenin'i Fraz
7. Fiffi ( 10/08/2006 13:24)
ié ! tena marina zany satria bdb ny gasy tsy mahay teny gasy fa efa ela be na teraka taty de mba jerena aloha hoe maninona ryzareo no tsy miteny gasy fa tsy tonga de lazaina hoe miavona ry bet....an! (mandreraka le ps)
8. hery ( 10/08/2006 13:52)
Dia misy koa ny sasany fier d'etre betay :x
9. xxx ( 10/08/2006 13:53)
:-Dcomplexe angamba ny sasany fa tsy manana ttsy de ny sasany indray miavona fa mihevitra ny tenany ho vazaha satria efa ela teto
10. xxx ( 10/08/2006 13:57)
:Pc'est la honte tenindrazanao ve de tsy hainao na de teraka taty azany jereo ny tavaratra sy ny africaine fa mahay ny tenindrazany tsara na de teraka taty azany
11. Fiffi ( 10/08/2006 14:11)
xxx:
:Pc'est la honte tenindrazanao ve de tsy hainao na de teraka taty azany jereo ny tavaratra sy ny africaine fa mahay ny tenindrazany tsara na de teraka taty azany
tsy hitako zay maha-"c'est la honte) @ zany ! nisy antony tao matoa izy tsy mahay miteny gasy ! ohatra ny fiaraha-moniny ! na ny RAD-ny tsy afaka nampianatra azy de misy mahamenatra ve zany ? mety tsy fidiny azy ange ny tsy hahaizany eh!


12. betay78 ( 10/08/2006 14:11)
izay ny mahatonga anay gagagaga raha mahita ireny gasy te ho vazaha mafy ireny efa tokony hiova mihintsy ny mentalite.izay koa manana taratasy vazaha izany tsy midika hoe hiavona aho na mody tsy mahay teny gasy rehefa hanatonana .
13. Fiffi ( 10/08/2006 14:18)
raha tsy mahay miteny gasy kosa ve izy de hatao hoe gasy te ho vazaha eh!
14. betay78 ( 10/08/2006 14:29)
olona andeha hividy ravintoto eny @13ème mahay mamaky teny tsara nefa tsy mahay miteny c'est zarrebi non????
15. dd ( 10/08/2006 14:39)
misy mahamarina azy daholo reo teneninareo ireo, ary maro dia maro no efa nahtsikaritra izany aza, tsy mety koa nefa ny manao ny rehetra anaty harona iray daholo ! :cry: samy manana ny antony na izay miavona, na izay tsy mahay miteny, na izay mihaotraotra hoe tena gasy ve io sa tsy tena izy, sns ee!
fa ny ahy tonga dia resahiko foana @ teny gasy aloha dia hitako eo ny ataony, na izy mody tsy mahalala, dia odiako tsy hay koa, raha mamaly dia alefako @ zay ny resaka! zay no hitako tao paris aloha ee!

fa io koa tsy ao paris ihany, @ toerana rehetra angamba mety misy an zany daholo ... sa ahoana hoy nareo?
16. betay78 ( 10/08/2006 14:44)
tokony efa hovaina mihintsy ny mentalite raha tiana handroso isika sy ny tanindrazana.aleon-dry zareo miteny hoe d'orogine arabo que gasy andriamanitro!!!
17. cutie ( 10/08/2006 15:02)
Mpandefa : betay78 [ Valio ] 10-08-2006 17:31:01
Lohateny : mitady fanazavana
ary ahoana ireto gasy miavona be eto paris eto e?misy ny sasany izany tena miavona mihintsy an!ny sasany hita fa gazy izao vao hanantonana hiresahana @teny gasy mody tsy mahay"je ne comprends pas ce que vous dites?"tant que la mentalite ne change pas!!!
soa ihany fa nahita ity adresse internet ity izao ahafahana miresaka @ireo tena tia ny tanindrazana"fier d'etre malgache et du vraie en plus sa ahoana ny hevitr'ilay isany????

misy fihaonan'ny gasy hono any Paris @ le 19 aout, ndana mba mankany sao de mba tsy miavona ny gasy ho hitanao any :P
18. betay78 ( 10/08/2006 15:10)
aiza io fihaonana gasy io?manana adressy ve ianareo raha mba misy vaovao dia mba ilazao izahay e
19. Herimiafina ( 10/08/2006 15:10)
betay78:

ary ahoana ireto gasy miavona be eto paris eto e?misy ny sasany izany tena miavona mihintsy an!ny sasany hita fa gazy izao vao hanantonana hiresahana @teny gasy mody tsy mahay"je ne comprends pas ce que vous dites?"tant que la mentalite ne change pas!!!
soa ihany fa nahita ity adresse internet ity izao ahafahana miresaka @ireo tena tia ny tanindrazana"fier d'etre malgache et du vraie en plus sa ahoana ny hevitr'ilay isany????

Inona moa leisy no olana, avelao izy ho any knou. Raha ny reine d'Angleterre kosa ohatra no nanao toa izany tamiko mety harary ihany ny foko....:-D

20. cutie ( 10/08/2006 15:12)
: betay78 [ Valio ] 10-08-2006 20:10:05
Lohateny : Re : mitady fanazavana
aiza io fihaonana gasy io?manana adressy ve ianareo raha mba misy vaovao dia mba ilazao izahay e

sabotsy faha-19 aogositra manomboka amin'ny 7 ora alina.
Toerana : Carrières sur Seine (7.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1609