mitady fanazavana
41. dadabe
(
11/08/2006 09:14)
o lety ry betay78 a, ireo gasy rehetra mipetraka ao paris anie ireo miaro be le gasy miavona ao ireo e, le gasy mipetraka ivelan'ny paris anie no andramo anotanin'ialhy e, de henoy le valiteniny "FA TENA MARINA IO":-D
inona ary no maharomotra an'i patrick2002 le :-D:-D
inona ary no maharomotra an'i patrick2002 le :-D:-D
42. lolabe
(
11/08/2006 10:11)
Ninoninona aloha lazainareo gasy mipetraka any france any de efa malaza be zany hoe gasy mipetraka any France tena miavona, nanana havana za nande tany tsy mipetraka any fa nandalo fotsiny de olona efa fantany tsara taty Dago zao le olona rehefa natoniny sy noharabainy de milaza fa tsy mahay le teniny sady lasa, fa mahamenatra ve le miteny gasy eeee!!!!!!!!, amboary daholo ny sainareo any fa marary saina daholo, tsy ampafirin'ny any ko miseho miavona, hianareo anie tsy ho any mandrakizay e, rehefa hiverina aty nareo de hitanareo tsara zany hoe tsy rahirahin'ny olona zany de angamba hoy indray nareo hoe mba miavona ko zany gasy aty dago zany.
43. miangalyandria
(
11/08/2006 10:42)
aza manao safo be mantsina kosa e ! :-D tsy hoe frantsa dia menatra miteny gasy :?
45. Fiffi
(
11/08/2006 12:01)
dadabe::evil::evil: zah rangaha gasy mipetraka paris fa tsy miavona zany aaaahhhhh !!! mahafantatra gasy maro mipetraka eto paris koh zah ! fa tsy misy miavona zany ry zareo eh !! ka nahoana aza no misy ny chorale parisienne raha miavona zahay ? raha miavona zahay aloha tsy hiresaka eto @ ity forum ity akory !
o lety ry betay78 a, ireo gasy rehetra mipetraka ao paris anie ireo miaro be le gasy miavona ao ireo e,
48. xxx
(
11/08/2006 12:45)
ity efa sujet mandeha foana, n'aiza n'aiza misy forum ka misy gasy dia tsy maintsy misy "ny gasin'i Paris miavonavona" ... tsy azoko mihintsy ... Mampi-te hamaly hoe "de maninona ? " ny iafarany
Miombo-kevitra @ Fiffi aho fa tsy marina tanteraka izany hoe miavona daholo ny gasy na any Paris na any @ toera-kafa
Raha 1 no miavona dia aza lazaina fa miavona daholo ny rehetra e
Jereo ihany koa lay côté hoe saro-kenatra ny gasy
... dia mba jereo koa sao ilay approche-nareo no mampandositra ny olona, rien qu'à voir le pseudo ... "be" inona moa izy teo :-)

50. zandikely
(
11/08/2006 13:03)
Talentanreo ao Paris zany fa aza midrikina e! Na dia ireo tsy manana papiers io aby aza miavona.
51. xxx
(
11/08/2006 13:43)
zandikely:
Talentanreo ao Paris zany fa aza midrikina e! Na dia ireo tsy manana papiers io aby aza miavona.
Ekenay àry fa talentanay fa aza be taraina sady aza mitady fanazavàna e. Izay tsy mahatanty miala izany.
Tsy misy idiran'ny taratasy koa ny avonavona , zavatra 2 samihafa izany
52. Fiffi
(
11/08/2006 13:52)
zandikely:zandikely: nareo iza aloha zany ? ny olona fantako eto paris aloha de sady manana papiers daholo ary TSY MIAVONA ! donky !! aza lazaina hoe NAREO AO PARIS fa hataovy hoe "misy gasy ao paris" ok ?
Talentanreo ao Paris zany fa aza midrikina e! Na dia ireo tsy manana papiers io aby aza miavona.
53. vale
(
12/08/2006 17:02)
wééééééééé, merci Fiffi an tena manimba be ny image-ntsika mipetraka région parisienne lay izy eh, mandehana aty aminay sy Fiffi fa aty tsy mba fantatray izany fiahavonana izany!! point!:-D:°)
57. diamondra27
(
13/08/2006 09:31)
'za kosa aloha tsy hisolelaka an'i betay mihintsy na de maniry nify aza ny akoho e!=))=))=))
aleoko lazaina hoe: miavona aho @izay ( sao de ... eo klé vao tonga @ fitenenana oe: 'ty vao tay =)))
aleoko lazaina hoe: miavona aho @izay ( sao de ... eo klé vao tonga @ fitenenana oe: 'ty vao tay =)))