mitady fanazavana

61. diamondra27 ( 13/08/2006 21:01)
8O8O
62. Fiffi ( 14/08/2006 05:15)
:-D
63. diamondra27 ( 14/08/2006 05:32)
=))=))=))=))=))=))

betail sa betay e! sa tay be

tena very aho @ireto teny gash nareo marina:-D:-D:-D

64. Fiffi ( 14/08/2006 05:34)
:-D:-D
65. diamondra27 ( 14/08/2006 06:43)
:-D:-D
66. belahasa ( 14/08/2006 06:55)


fa marina mitsy alou le an'i betay fa tay be ny gasy ao paris e.

mataotra ry zalah fa sao tsabahan lah ry betay ny elatr'akoho a.

betay koa anie idf iany d manava tena eo e.
67. Fiffi ( 14/08/2006 08:44)
belahasa:
fa marina mitsy alou le an'i betay fa tay be ny gasy ao paris e.
azavao!


68. belahasa ( 14/08/2006 09:31)
fiffi:
azavao!


inn tsouny ny azavaiko am zany
69. pissoa ( 14/08/2006 09:54)
:-D:-D:-D
70. Fiffi ( 14/08/2006 11:12)
:-D
71. belahasa ( 14/08/2006 12:19)
pissoa kou ra imé le, efa atratsy am le fangatahana fanazavana ray atsy izy mimé d ato kou . AMzay mitovy mitsy le isany a
72. pissoa ( 14/08/2006 12:34)
Hihihi - koa mba mime ary zah koa maninona :-D:-D:-D
Sa ito :evil: no tian'i belahasa :roll::-D:-D:-D
73. Fiffi ( 14/08/2006 13:23)
pissoa: ka misy akia ny sasany rehefa mi:-D de tsy tiany , rehefa mi-:evil: tsy tiany koh! ka inona hiany aza no tokony hatao ?:wink:
74. ferrari ( 14/08/2006 14:35)
betay78:

ary ahoana ireto gasy miavona be eto paris eto e?misy ny sasany izany tena miavona mihintsy an!ny sasany hita fa gazy izao vao hanantonana hiresahana @teny gasy mody tsy mahay"je ne comprends pas ce que vous dites?"tant que la mentalite ne change pas!!!
soa ihany fa nahita ity adresse internet ity izao ahafahana miresaka @ireo tena tia ny tanindrazana"fier d'etre malgache et du vraie en plus sa ahoana ny hevitr'ilay isany????


Teraka eto Andafy dia tsy mahay manoratra ary miteny gasy tsara. Beaucoup de membres de ma famille sont nes en France, nous sommes la 2meme generation.
Ce n est pas une question de fierete mais l'eloignement, l education et la vie ne permet pas a tout le monde de tenir des reunions familiales ou meme certains ne frequentent plus de malgaches non pas par honte mais tout simplement l entourage a change. Dia mipetraka eto France ary ny relations tsy mitovy intsony. Gasy iza ary tsy menatra le probleme est que peu de personnes sont ouvert d esprit. Ho ani gasy rehefa misy gasy tsy mahay teny gasy dia miavonavona na tsy manao pour engager une conversation. c est mon opinion ho anako tsy misy ny probleme mais ce sont les gens eux memes qui ont cree le contexte
75. Fiffi ( 14/08/2006 15:41)
possible koh hoe ny fihalonana no mahatonga an'zany !fa tsy misy miavona zany fa tsss !!!
76. diamondra27 ( 15/08/2006 18:08)
ferrari: ié , tena se vré sa,
za kou tss mahay teny gash tsony fa mba miteny kely fotsiny,

ny tena marina de za te- hande hanao tour ferrari kely e!

fa na de zany aza de marina mihintsy io voalazanao io.
Cas iray:
Rehefa hitanao fa tsy mamaly le olona nefa noarahabainao de avelao izy , fa ny mety kosa de 'zao: somary taitra kely enao fa naheno teny gasy de nifampitodika ianareo, de mandehana devant-ny le olona , de miresaka aminy , de miteny hoe: manao ahoana tompoko ô, malagasy ngah 'nareo? mipetraka eto@ manodidina sa mandalo? ETC ... fa raha tsy mamaly @iny izy vao azo lazaina fa miavona.


ohatran'ny misy mahatsara azy ange le miavona kosa indraindray e!

fa zao koa: misy olona tena lasa eritreritra fa na de arahabainao izao aza de tsy mamaly satria préoccupé @ zavatra hafa ny pensée-ny fa ny masony fotsiny no midiridiry aminao eo

de aza omena tsiny le olona
77. Solitikabe ( 15/08/2006 23:03)
Tsy hitako izay olana amn'izany ry reto an. Tsy iray ny namana
78. diamondra27 ( 16/08/2006 06:40)
solitikabe: zany nge oa fa le olona koa no manasaro-javatra e!

je ne suis pas malade même si je reste seule au contraire c'est bien car t'es tranquille

vaut mieux être seul que mal accompagné
79. Fiffi ( 16/08/2006 19:34)
inona akia no mahatsara an'le miavona indraindray ?
80. belahasa ( 17/08/2006 08:23)
tsy diso le an'i ferrari

pissoa mba manala za fa milay le mémé k
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1054