mitady fanazavana
25. Herimiafina
(
10/08/2006 16:09)
Valio klou ny fanontaniako na dai izany aza retsy an! hehehehe:-D
28. Herimiafina
(
10/08/2006 16:46)
cutie:
:roll:fa manin no valiana:-D
nga toi polisy?
Ny polisy ihany kay no azo valiana, tsy ratsy indray izany planeta misy anjy izany klé! hehehehe:-D
30. betay78
(
10/08/2006 16:56)
izao fier d'etre betay ary affirmeko tsara mihintsy raha misy ny tsy faly andefaso e-mail aho dia hifanao rdv isika hifanazava.
33. xxx
(
10/08/2006 18:31)
misy tavaratra koa izao manao an'io fanamarihana nataonao io nefa izaho malagasy be no nitenenany ny teniny dia novaliako izy hoe azafady fa tsy azoko dia izao no navaliny : "oui c'est ça fais semblant de ne pas me comprendre, renie tes origines puisque t'es en france et donc française !"
34. pissoa
(
10/08/2006 18:34)
Mbola ito izaho fa variana tary am'le resaka famadihana sy hafatra ka ...
Fa maninona ry betay78 ... manimanina anah angaha ianao :}:-D:-D:-D
Fa maninona ry betay78 ... manimanina anah angaha ianao :}:-D:-D:-D
36. vale
(
10/08/2006 20:04)
dd:tena marina zany dd ah, melsi alou fa tiko be le fomba fijerinao, fa aiza koa de hoe ny gasy eto paris no manao an'zao sy izao, zah kloh tsy anisany e, zah rehefa misy manao hoe "manahoana" de faly sady mamaly tsara:roll:zarako ery aza mifanena @ gasy koh!!
misy mahamarina azy daholo reo teneninareo ireo, ary maro dia maro no efa nahtsikaritra izany aza, tsy mety koa nefa ny manao ny rehetra anaty harona iray daholo ! :cry: samy manana ny antony na izay miavona, na izay tsy mahay miteny, na izay mihaotraotra hoe tena gasy ve io sa tsy tena izy, sns ee!
fa ny ahy tonga dia resahiko foana @ teny gasy aloha dia hitako eo ny ataony, na izy mody tsy mahalala, dia odiako tsy hay koa, raha mamaly dia alefako @ zay ny resaka! zay no hitako tao paris aloha ee!
fa io koa tsy ao paris ihany, @ toerana rehetra angamba mety misy an zany daholo ... sa ahoana hoy nareo?
fa indray2 kou zah aloha tratran,le misy mandinindinika reny fotsiny eh, hihi, de indray mandeha nisy nanontany koa hoe vous êtes malgache? hhihihihih:lol::oops:,, ka tsy de azo omena tsiny ihany ny olona sasany fa na zah izao koa aza mba manontany tena indray2 hoe gasy ary ve iny sa phillippine sa??? hihihih
37. vale
(
10/08/2006 20:10)
betay78:uhumm! adala zay tsy tia ny an'ny tenany, houuuu!!:{:{
tokony efa hovaina mihintsy ny mentalite raha tiana handroso isika sy ny tanindrazana.aleon-dry zareo miteny hoe d'orogine arabo que gasy andriamanitro!!!
38. patrick2002
(
11/08/2006 00:09)
I betay mihintsy no tsy gasy amiko fa angamba avy any taype ,na taylande mahay miteny gasy, aiza no misy gasy hanana ps betay izany ,ireny mihintsy amiko ilay gasy tsy mendrika no harabaina ,C'EST BETE NON? :evil::evil:
39. miangalyandria
(
11/08/2006 05:05)
hihihi ! angaha moa ny gasy tsy hoe misy lova avy tamin'ny arabo :-D:-D