Manamboatra fiara

1. fraz ( 10/08/2006 05:01)
Sao dia misy mahay mamaha olana resaka fiara. Resaka injection na allumage , mitambokombokona be nedala dia nisy niteny hoe resaka arrivée d'essence hono dia efa nosoloina ny bougies sy ny filtre à essence fa eee.
Rehefa mafana be anefa tsy ohatran'ny tsy maninona dia rehefa maraina dia miverina indray na indraindray koa (tsy sur) rehefa avy ny orana

Dia mitady fika hafa indray.

Misaotra mialoha
novalian'i Achia ny 14/08/2006 16:10
2. lemenakely ( 10/08/2006 05:41)
mila manao tarage injecteur izany e! asa diesel alou sa essence ilay vam!
3. fraz ( 10/08/2006 06:02)
Essence ilay izy aloha. Fa tsy possible hoe resaka zavatra maloto ve na tahak'izany ?
4. Herimiafina ( 12/08/2006 14:10)
Raha izay dia jereo mihintsy ny tuyau d,alimentation rehetra sao misy lavaka kely tafiditry ny rivotra, dia purger-o ny pompe dia manaova tarage araka ny tenin'i lemenakely io.

Izaho tsy dai mahavoa injection fa le carbu tsotra ireny no mba haiko. :oops:
5. Achia ( 14/08/2006 16:10)
tena marina io HM a na efa tsy ampy koa ny pression ny pompe iaho ko ssy mahay fa efa voa tonde namidiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2859