Mitady zaza malagasy eto frantsa, miteny gasy

1. miafina ( 12/08/2006 07:07)
Miarahaba anareo rehetra. Izahay dia monina eto frantsa, manan-janaka roa miteny gasy daholo, ary mitady zaza malagasy miteny gasy mba hifanerasera @ izy ireo.
Zaza malagasy tadiavina : 4 ka h@ 10 taona miteny gasy tsara, mahalala fomba sady tsy miteny ratsy sy tsy manao fombam-bazaha.
novalian'i Fiffi ny 21/10/2006 07:44
2. Fiffi ( 12/08/2006 07:10)
inona aloha io hoe "tsy manao fombam-bazaha" ?
3. Fanja1 ( 12/08/2006 09:19)
Fiffi ohatra angamba tsy mihinana @ fourchette sy couteau fa sotro...tsy mihinana mofo foana fa vary euhhhhhhhhh j'exagère là dsl :)
4. miangalyandria ( 12/08/2006 10:18)
izahay manana fa izany hoe ilay hoe tsy manana fomba vazaha no somary manahirana kely ahy, azavao hoe azafady
5. Fiffi ( 12/08/2006 11:06)
Fanja: ka raha mipetraka aty ve akia de tsy hanaraka fombam-bazaha ? hummmm! de ahoana zany ireo ankizy ireo rehefa mianatra ohatra sns ? nga azo hatao ny fomba gasy any ? de tsy aiko indray aloha fa de inona loatra le hoe fombam-bazaha tiana lazaina an !
6. Fanja1 ( 12/08/2006 11:22)
Fiffi ka io mahagaga ahy anie e.. enao may no aty antanin'olona nefa tsy hanaraka ny fombandry zareo de tsy azoko.
inn marina ilay fombam-bazaha:!::!::?::?:
7. Fiffi ( 12/08/2006 11:53)
Fanja: ka zay indrindra manko an! tadidiko tsara ny resaka rehetra zay nataon'i Sarko hoe adaptation de ahoana io ? nefa io indrindra no tena ilaina aloha raha mianatra aty ireo zaza ireo an!
8. Fanja1 ( 12/08/2006 12:16)
Fiffi zay indrindra.. zany we mila enarana ny fomban'ny tany mandray anao fa tsy mila adino ihany kou ny an'ny tena .. zay no tokony ho izy angamba ... ary izy anie tsy hita intsony e:)
9. Fiffi ( 12/08/2006 12:22)
ka miafina izy :-D
10. lost ( 12/08/2006 13:58)
Ny tsy azoko @ lay izy d otrany b condit° zany nefa ra atao ny compte d ianao no mitady,d inona daholo ndray ary ny condition ao antiny ra manontany anao ndray lay radn'lay ankizy hifanerasera @ zanakao,ianao v no iantoka ny frais sa d aona satria ny fanaterana an'iny any aminao ko mbola serviçe ataoko tsy atoro anao ny fiainana aty ra tsy we angamba mifanolobodirindrina aminao lay ol, zao ny hevitro ee mankanesa @ toerana b gasy ireny d any no mipetraka d mora2 aminao ko no itady ankizy fa ra tsy zany sarotra b lay offre gratôsy be condit°nao
11. miangalyandria ( 12/08/2006 14:10)
ny ahy lay conditions tsy mampaninona ahy raha ohatra hoe mifanakaiky ny toerana ipetrahana fa ny ohatran'ny mampametra-panontaniana ahy dia ity : tsy ilay hoe ankizy miteny malagasy ve no zava-dehibe ?:-w Ilay hoe tsy manao fombam-bazaha no tsy azoko8-)8-), sao dia mitady hanova ny personnalitén'ny ankizinay koa :wink:
12. Fiffi ( 12/08/2006 14:56)
de aleo miandry an'i "miafina" hanazava zany !
13. vale ( 12/08/2006 17:18)
lost:

Ny tsy azoko @ lay izy d otrany b condit° zany nefa ra atao ny compte d ianao no mitady,d inona daholo ndray ary ny condition ao antiny ra manontany anao ndray lay radn'lay ankizy hifanerasera @ zanakao,ianao v no iantoka ny frais sa d aona satria ny fanaterana an'iny any aminao ko mbola serviçe ataoko tsy atoro anao ny fiainana aty ra tsy we angamba mifanolobodirindrina aminao lay ol, zao ny hevitro ee mankanesa @ toerana b gasy ireny d any no mipetraka d mora2 aminao ko no itady ankizy fa ra tsy zany sarotra b lay offre gratôsy be condit°nao
HUM!!


14. kelly13 ( 12/08/2006 18:23)
loll izy ary tsy hita tsony, za klou mananjanaka e, saingy manaraka ny volontany izy ka sarotra b zany "tsy manao fombam-bazaha" izany, izay marihana fa tsy mazava mihintsiny ny tena dikany (le hoe fombam-bazaha).
15. Fiffi ( 12/08/2006 19:25)
olona monina aty frantsa ve ry zareo de tsy hanaraka fombam-bazaha ? hijaly ny ankizy raha izany klé !
16. vava ( 12/08/2006 19:45)
ka maninona raha averina any dago ilay zaza e, izay no hevitra tsotra sady mora , toa ohatrany be filatrony lotra ilay izy koa
17. Fiffi ( 12/08/2006 20:03)
aleo aloha hiandry zay fanazavana omen'i "miafina"
18. cutie ( 12/08/2006 20:41)
alaivo le zaza de ampianaro fomba gasy e :lol:
19. Fanja1 ( 13/08/2006 05:07)
ray andro lasa mbola tsy hita ihany i "miafina":P
20. Fiffi ( 13/08/2006 05:16)
miafina!:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3722