Mitady zaza malagasy eto frantsa, miteny gasy

81. kelly13 ( 18/08/2006 16:02)
fiffi>mafy fa antitsa e! :P
82. Fiffi ( 19/08/2006 07:04)
:-D:-D:wink:
83. prime ( 21/08/2006 14:09)
antitsa sahady ve e... aza atao hainon'i vaika izany fa...:-D:-D
84. kelly13 ( 21/08/2006 14:55)
prime>efa fantany ka, fa tsy mampaninn azy hono na antitsa za hihii
85. Fiffi ( 21/08/2006 19:18)
:-D
86. prime ( 25/08/2006 10:53)
kelly> brrrrr... tsy mampino...:-D:-D:-D
Zah izany voafitaka... zah izao mieritreritra hoe manja be le tena jeune d. ireny mihitsy...:lol: nefa tsy maninona fa namako foana...
87. kelly13 ( 25/08/2006 11:24)
prime>hahahahahaha, minoa fotsiny iany! i vaika aza tsy hita trace fa lasan'oul ngamba :-w
88. Fiffi ( 28/08/2006 19:47)
:-D
89. dailynews ( 13/09/2006 17:08)
miafina:

Miarahaba anareo rehetra. Izahay dia monina eto frantsa, manan-janaka roa miteny gasy daholo, ary mitady zaza malagasy miteny gasy mba hifanerasera @ izy ireo.
Zaza malagasy tadiavina : 4 ka h@ 10 taona miteny gasy tsara, mahalala fomba sady tsy miteny ratsy sy tsy manao fombam-bazaha.

azafady raha efa nivaly fa tsy manampotoana fotsiny aho izao hamakiana azy rehetra. aiza ao frantsa anefa ianareo no mipetraka dia ho hita eo.

90. tisera ( 29/09/2006 09:10)
Variana be aho rey olona fa tena resa-be ny tohin'ilay dinika .Izaho tara be fa efa elaela no tsy tafasera teto .Raha mbola ao i miafina : ny zanako mbola miteny gasy tsara h@ izao (5taona) na dia somary misy accent kely sy mirouler-r be aza dia tena miteny gasy ranoray rehefa hoe hiteny gasy nefa kosa tsy mbola azoko foana na dia niampy ny fanazavana be diabe aza ny handrarana azy tsy haka ny volon-tany aty nefa izy ary aty no miaina , aty no tena tontolo ivelarany : manana namana gasy izahay mbola miteny gasy koa ny zanany ( 7taona -4 taona)fa rehefa milalao izy samy ankizy dia miteny frantsay matetika . Ilay oha-teny fandre matetika any Dago angamba izao angamba no hamehezako azy hoe :" Tiako ny tenin-drazako moa ny an'ny hafa koa feheziko ".
91. tslem ( 19/10/2006 16:27)
Fanja1:

Fiffi zay indrindra.. zany we mila enarana ny fomban'ny tany mandray anao fa tsy mila adino ihany kou ny an'ny tena .. zay no tokony ho izy angamba ... ary izy anie tsy hita intsony e:)



na ny marseillaise aza anie ry reto tokony mba ianarana ihany e,mba andefaso tonony eto aloha ze mahay e
92. prime ( 20/10/2006 11:48)
:-P:-D:-D
93. Fiffi ( 20/10/2006 14:47)
lé z'enfants de la inona moa ? :wink:
94. andry08 ( 20/10/2006 16:40)
Diso kely iny fa" lon z'enfants delapatriiiie làlàlàlà làrivée"=))=))
95. Fiffi ( 21/10/2006 07:44)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3479