Mitady zaza malagasy eto frantsa, miteny gasy

61. kelly13 ( 16/08/2006 08:44)
hoy i miafina hoe " Jereo kosa anefa ny ankizy any madagascar, tsy mijanona raha tsy eny anjerimanontolo (oniversité ho an'ireo izay efa lasa vazaha be) raha mbola manana hatokona koa ny Ray sy Reny hahatafitana azy..." d aôna zany ny ray sy reny tsisy atokona hahatafitana ny zanany any dago? lasa mifoka rongony ireny zaza ireny d lasa manao vazaha be? hihihi!! asio logik oa le fitenenana fa aza d b tsikera fotsiny satria iaraha mahalala ny fiainana any dago. ary enao kou rehefa aty @ tanin'oul hafa d manaraka ny fomba aty e, ny fombanao tany @ taninao, any @ tranonao manokana no hanaovanao izany fa tsy eny ampahabemasombahoaka eny (tsy haiko raha fiteny zany). araka ny teninao teo kou hoe misy ny democratie, donc aleo kou ny oul hilaza ny heviny fa aza tsikeraina refa tsy mitovy hevitra aminao e! allez bonne semaine dol e :-*
62. Fiffi ( 16/08/2006 09:05)
:):-*
63. xxx ( 16/08/2006 10:10)
Tsy aleon'i miafina ve ny zanak'i miafina no alefa any Dago, toa izay no haingana kokoa, toy izay hitady an'izany conditions be dia be izany eto

Izaho aloha manao hoe tsy maintsy mahazo fombam-bazaha ihany izay olona mipetraka eto, raha tsy izany mety hafahafa ihany

Ny anay aloha tsy maintsy mahazo e, tsy manana / tsy mahatakatra mpanampy gasy dia tsy maintsy alefa any @ crèche sy garderie vazaha foana, ka @ fomba ahoana no hanakànana azy tsy hahazo fomban'ny tany

Ary tsy ratsy daholo koa ange ny fomban'ny vazaha fa jereo ihany e
64. majesty ( 16/08/2006 11:54)
miafina:za wa mbola vao hanamboatra zaza ôtran'io lazainao io fa afaka 4ans enao miteny aty amiko an :lol:
65. andry08 ( 16/08/2006 12:16)
Aleo izy hiafina ao anatin'io lavaka nataony io e!
Izy angamba no nividy trano sy fiara @ credit ka sahiran-tsaina lalina.Ny olona miresaka eto dia mbola malagasy daholo ary faly satria gasy! Fa tsy handeha hitady clan na zavatra hafa . Raha te hanondrana dia ndeha mody rahavana
66. Fiffi ( 16/08/2006 13:08)
faly satria gasy ! marina mihintsy zany an!:)
67. vale ( 16/08/2006 23:28)
:wink::wink:
68. Fiffi ( 17/08/2006 05:26)
:-D
69. mamzelkely ( 17/08/2006 07:43)
za zany ts naharaka an le resaka ato e lava be le izy :roll:
70. miangalyandria ( 17/08/2006 08:50)
izay aho vao niverina dia nahita ilay valiny dia nanontany tena hoe fa inona no nanjo an'i miafina, tsy nahay nanakamba ny fampianarana ny teny sy ny kolontsaina malagasy tamin'ny fomba fisainana sy fianana aty andafy ? Mila mieritreritra ianao anaka fa toa feno fankahalana be no fijeriko azy ! na izany aza tsiky dia ampy ny fiainana fa tsy mila miaka-peo be akory vao misy maheno :-P
71. Fiffi ( 17/08/2006 09:36)
mamz: de vakiana hatramin'ny nihandohany kah! :):-*
72. prime ( 17/08/2006 09:54)
vizana ihany vao voavaky an...:-/
73. Fiffi ( 17/08/2006 13:22)
zany ve ? :-D:-D
74. kelly13 ( 17/08/2006 14:49)
za klou d mi sôty refa mamaky e! d mila loupe kou aveo, mdrrr
75. Fiffi ( 17/08/2006 15:11)
:-D
76. vale ( 18/08/2006 00:52)
[quote=Fiffi]
:-D
[/quote::-D:-D


77. vale ( 18/08/2006 00:56)
miangalyandria:

izay aho vao niverina dia nahita ilay valiny dia nanontany tena hoe fa inona no nanjo an'i miafina, tsy nahay nanakamba ny fampianarana ny teny sy ny kolontsaina malagasy tamin'ny fomba fisainana sy fianana aty andafy ? Mila mieritreritra ianao anaka fa toa feno fankahalana be no fijeriko azy ! na izany aza tsiky dia ampy ny fiainana fa tsy mila miaka-peo be akory vao misy maheno :-P
:-D:-D:-D:-D:-D:-D lasa mpianaka koa ato i Miangaly sy Miafina:P:-D:-D:-D:-D::^)


78. Angie ( 18/08/2006 06:21)

Raha amiko aloha refa miteny gasy ny zaza dia efa tsara be zany, tsy ny zaza gasy rehetra aty ivelany no mahatana na mahay ny teny gasy. @ mahazaza azy anefa dia tia maka tahaka ry zareo ka raha miteny vazaha sy manao ny fombany ny ankizy vazaha any ampianarana na voisin sns dia manaraka ireo kou izy mba tsy ho voatositosika.

Anjaran'ny ray amandreny no manazava aminy mora2 ao antrano @ teny malagasy :D ny avantage-ny ny fananany kolontsaina roa samy hafa frantsay sy malagasy ary indrindra ny manavaka ny tsara sy ratsy @ izy roa ireo...

Ka hoy aho e mahazotoa daholo ary tano ny maha malagasy antsika fa hajaina kou ny an'ny hafa.
79. miangalyandria ( 18/08/2006 07:01)
vale : ka aleo izy ataoko anaka fa tena ohatran'ny misafoaka be, izaho tsy hanana namana marary fo koa :-P
80. Fiffi ( 18/08/2006 09:25)
kelly: fa nga tena tsy maharaka raha tsy misy lopy ? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2465