Njakatiana
1. cutie
(
11/08/2006 19:59)
Misy hiran'i Nakatiana zay tsy haiko ny titre fa raha misy mahay ny tonony nareo de mba alefaso eto .
Misy ohtr'zao le izy :
Raha tena an'ialahy tokoa
ilay kala iny
Ary raha nahatezitra an'ialahy koa
zahay t@ iny
Za tsy nahay tsy nanampo
kay izaho de tiany .........
Zany anefa tsy tao an-doha'
fa faniriany
mifona e ...............
de tsy tadidiko tsony ny manaraka
Ny refrain njay misy haiko kely :)
Hadalana ny azy toy izao
sika roa lahy tsy hifandao
Raha zay ditra no tiany haseho
Ny ahy tapita atreho.................
Misaotra mialoha :*
Misy ohtr'zao le izy :
Raha tena an'ialahy tokoa
ilay kala iny
Ary raha nahatezitra an'ialahy koa
zahay t@ iny
Za tsy nahay tsy nanampo
kay izaho de tiany .........
Zany anefa tsy tao an-doha'
fa faniriany
mifona e ...............
de tsy tadidiko tsony ny manaraka
Ny refrain njay misy haiko kely :)
Hadalana ny azy toy izao
sika roa lahy tsy hifandao
Raha zay ditra no tiany haseho
Ny ahy tapita atreho.................
Misaotra mialoha :*
novalian'i cutie ny 28/08/2006 20:24
5. hery
(
12/08/2006 05:05)
Fiffi> hira efa taloha io kah
Hiran'i Njakatiana sy Hery en duo io raha tsy diso aho. Tena tsy tadidiko ny lohateniny... :-(
I lanto angamba mahay an'io fa nalefanay foana tany ampiasana taloha ;-)
Hiran'i Njakatiana sy Hery en duo io raha tsy diso aho. Tena tsy tadidiko ny lohateniny... :-(
I lanto angamba mahay an'io fa nalefanay foana tany ampiasana taloha ;-)
6. simplex
(
12/08/2006 07:10)
:-w:-w:-w
hay ve i hery efa niara-nihira t@ Njakatiana e :°):°):-D:-D:-D
mana-talenta an;-):D:-D:-D
:-*:-*
7. Fiffi
(
12/08/2006 07:22)
Hery: ary ny taona ve mba fantatrao ? na ny hoe "volume" faha firy ? Mba tsy henohina ny hira rehetra manko ! Mba misy CD maromaro hiany hananako !
8. ftma
(
12/08/2006 18:28)
cutie: ndraso fa hitady za misy fan be an'i njakatiana mantsy aty ka feno hira ao @ny
Kamo nefa za hanoratra ny toniny eto
Kamo nefa za hanoratra ny toniny eto
10. Fiffi
(
12/08/2006 19:05)
hery:Hery , cutie : ny hitako indray de hira en duo miaraka @ i Hery "Fantatro fa..." ny titra nefa tsy misy an'ireo toniny nolazain'i cutie ireo ! (1995-vol-5)
Fiffi> hira efa taloha io kah
Hiran'i Njakatiana sy Hery en duo io raha tsy diso aho. Tena tsy tadidiko ny lohateniny... :-(
17. Bakobako2
(
13/08/2006 07:00)
Fiffi: tsy mifalia fa malagasy le album fa mba hananako io vol 4:{
18. kiali
(
13/08/2006 09:29)
fa iza koa zany njakatiana zany? tsy ratsy feo be ve io ?
tsy aleo ihany goodbye my love! :lol::lol::lol:
tsy aleo ihany goodbye my love! :lol::lol::lol:
19. Fiffi
(
13/08/2006 10:17)
Bakobako2: ka io ambany masoko io akia le album an! de hoe "Mifalia fa Malagasy" Vol-4 ary misy an'le hira hoe "Fantatro fa...en duo miaraka @ i Hery :)
20. cutie
(
13/08/2006 10:34)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 13-08-2006 14:29:51:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Lohateny : Re : Njakatiana
fa iza koa zany njakatiana zany? tsy ratsy feo be ve io ?
tsy aleo ihany goodbye my love!
iny no tena tsy unique ny feo koa:-D
misy tena mitovy aminy fa mbola ampihainoako an'i toi :-D
