Njakatiana
21. cutie
(
13/08/2006 10:35)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 13-08-2006 15:17:24
Lohateny : Re : Njakatiana
Bakobako2: ka io ambany masoko io akia le album an! de hoe "Mifalia fa Malagasy" Vol-4 ary misy an'le hira hoe "Fantatro fa...en duo miaraka @ i Hery
Miverina ery ambony
jereo njay akia we le album "dimy taona"
tsy haiko na io ny titre, fa mety ao anatin'io le hira tadiaviko io .:lol:
23. mihanta
(
13/08/2006 15:19)
"TSY HIRAFY"(duo an'i hery ao @ tarika njila sy njakatiana),volume II izy any amin'ny album an'i hery fa any @njakatiana tsy haiko.
Ity aza ny tonony fa dia dia mazotoa mihira mafy be ry cutie.
Raha tena an'ialahy tokoa ilay kala iny,
Raha nahatezitra an'ialahy koa izahay tamin'iny,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Izany anefa tsy tao an-doha,fa faniriany é mifona é ô
Inona no ifonan'ingahy hafa f'izao
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho
Zavatra tsy fantatr'ialahy,ny ahy kilalao ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho
Refrain:
Adalàna ny azy toy izao,
Isika roalahy tsy ifandao,
Raha izay ditra no tiany aseho,ny ahy tapitra hatreo,
aleo koa izy ho eo,f'efa leo
Sao dia tian'ialahy tokoa ilay kala iny,
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho.
:-*

25. guy
(
13/08/2006 16:11)
guy:
Miarahaba anao. Raha tsy diso aho dia "isika roalahy" ny lohan-tenin'io hiran'i Njakatiana io ary Hery mpihiran amon'ny tarika Njila no miara-mihira aminy
34. Fiffi
(
14/08/2006 11:03)
tsy hitako koh! nga tsy hitandry fa nanoratra tao zah ? de nanontany hoe hay tsy misy saka ?
35. zoubelou
(
24/08/2006 18:36)
Album Njakatiana " The Best Of NJAKATIANA" ny misy an'ny "TSY HIRAFY". Za anontaniana momba an'i Njakatiana fa haiko daoly daoly . Ok!
37. hira72
(
28/08/2006 18:35)
eto misy hira an'i Njakatiana raha te hihaino
ireo album taloha fa misy hira tsara
tsindrio eto
Raha hijery blog feno hira gasy marobe azo henoina tsara toy ireo kaiamba taloha ,ifanihy ets
tsindrio eto
ireo album taloha fa misy hira tsara
tsindrio eto
Raha hijery blog feno hira gasy marobe azo henoina tsara toy ireo kaiamba taloha ,ifanihy ets
tsindrio eto