Njakatiana

1. cutie ( 11/08/2006 19:59)
Misy hiran'i Nakatiana zay tsy haiko ny titre fa raha misy mahay ny tonony nareo de mba alefaso eto .
Misy ohtr'zao le izy :
Raha tena an'ialahy tokoa
ilay kala iny
Ary raha nahatezitra an'ialahy koa
zahay t@ iny
Za tsy nahay tsy nanampo
kay izaho de tiany .........
Zany anefa tsy tao an-doha'
fa faniriany
mifona e ...............
de tsy tadidiko tsony ny manaraka
Ny refrain njay misy haiko kely :)

Hadalana ny azy toy izao
sika roa lahy tsy hifandao
Raha zay ditra no tiany haseho
Ny ahy tapita atreho.................


Misaotra mialoha :*


répondu par cutie le 28/08/2006 20:24
2. Vaika ( 11/08/2006 20:26)
Za koa tsy mahay fa tsy misy fisaorana:°)
De :* koa i njy
3. cutie ( 11/08/2006 20:28)
hihihihihihi
misaotra koa namaly :*
4. Fiffi ( 12/08/2006 04:17)
cutie: hira vao2 ve io ?
5. hery ( 12/08/2006 05:05)
Fiffi> hira efa taloha io kah

Hiran'i Njakatiana sy Hery en duo io raha tsy diso aho. Tena tsy tadidiko ny lohateniny... :-(

I lanto angamba mahay an'io fa nalefanay foana tany ampiasana taloha ;-)
6. simplex ( 12/08/2006 07:10)

:-w:-w:-w
hay ve i hery efa niara-nihira t@ Njakatiana e :°):°):-D:-D:-D
mana-talenta an;-):D:-D:-D

:-*:-*
7. Fiffi ( 12/08/2006 07:22)
Hery: ary ny taona ve mba fantatrao ? na ny hoe "volume" faha firy ? Mba tsy henohina ny hira rehetra manko ! Mba misy CD maromaro hiany hananako !
8. ftma ( 12/08/2006 18:28)
cutie: ndraso fa hitady za misy fan be an'i njakatiana mantsy aty ka feno hira ao @ny
Kamo nefa za hanoratra ny toniny eto
9. cutie ( 12/08/2006 18:57)
ftma:*
ataovy tapatapany aza raha kamo e :lol:
10. Fiffi ( 12/08/2006 19:05)
hery:
Fiffi> hira efa taloha io kah

Hiran'i Njakatiana sy Hery en duo io raha tsy diso aho. Tena tsy tadidiko ny lohateniny... :-(
Hery , cutie : ny hitako indray de hira en duo miaraka @ i Hery "Fantatro fa..." ny titra nefa tsy misy an'ireo toniny nolazain'i cutie ireo ! (1995-vol-5)


11. cutie ( 12/08/2006 19:07)
hihihihihihihihi fiffi
hafa io :lol:
tsy haiko koa ny titre album :cry:
12. Fiffi ( 12/08/2006 19:12)
Mifalia fa Malagasy ny titre le album
13. cutie ( 12/08/2006 19:13)
ny titre an'io hirako io ve ?:roll:
14. Fiffi ( 12/08/2006 19:29)
an3 kah! le album misy ato hoe miaraka mihira @ i Hery :)
15. cutie ( 12/08/2006 19:58)
ok:lol:
16. Fiffi ( 13/08/2006 05:12)
de tsy izy zany !
17. Bakobako2 ( 13/08/2006 07:00)
Fiffi: tsy mifalia fa malagasy le album fa mba hananako io vol 4:{
18. kiali ( 13/08/2006 09:29)
fa iza koa zany njakatiana zany? tsy ratsy feo be ve io ?
tsy aleo ihany goodbye my love! :lol::lol::lol:
19. Fiffi ( 13/08/2006 10:17)
Bakobako2: ka io ambany masoko io akia le album an! de hoe "Mifalia fa Malagasy" Vol-4 ary misy an'le hira hoe "Fantatro fa...en duo miaraka @ i Hery :)
20. cutie ( 13/08/2006 10:34)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 13-08-2006 14:29:51
Lohateny : Re : Njakatiana
fa iza koa zany njakatiana zany? tsy ratsy feo be ve io ?
tsy aleo ihany goodbye my love!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
iny no tena tsy unique ny feo koa:-D
misy tena mitovy aminy fa mbola ampihainoako an'i toi :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1912