Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Feno gasy ao cachan raha tsy diso za
1. Fanja1
( 17/08/2006 10:21)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=140140&onglet=FranceMonde_histo&position=1
Hamaly
novalian'i
Fiffi
ny
17/08/2006 12:58
2. mandrindra
( 17/08/2006 12:05)
nihaino vaovao aho androany ary avy any côte d'ivoire sy mali no tena betsaka tao amin'io squat io
Hamaly
3. Fiffi
( 17/08/2006 12:58)
Feno gasy tokoa ao Cachan fa toa tsy mikasika an'ireo gasy mipetraka ao ireo ny fanalan'ny polisy fa ny squatters no nalana tao nohon'ny fanavaozana an'le residence! Ny olona ara-dalàna mpianatra rehetra de efa no-classena any an-kafa.
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2605