efa tafiditra fa tsy afaka mamaky dinika manokana Antsirabe
1. petitpoucet
(
17/08/2006 15:53)
Mba ekeo ny tary mba hamaky ilay dinika manokana mikasika an'Antsirabe azafady ooo
Misaotra indrindra ny tompon'andraikitra
Misaotra indrindra ny tompon'andraikitra
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 18:14
2. Fiffi
(
17/08/2006 15:58)
petitpoucet: raha zah enao tondé nandefasana hafatra ny mpandrindra satria possible hoe mety tsy mahita an'ity dinika ity tsinona izy an! :)
5. kitjo
(
31/08/2006 17:17)
petit poucet> tena ts hita ty dinika ty.
Mangataha ho mpikambana fa ampidiriko toi 8)
Mangataha ho mpikambana fa ampidiriko toi 8)
