11 taona
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
1. lapino
(
17/08/2006 06:25)
Tamina fifaninanana tany Zamerika tany izy ity, ankizy kely tsara feo sy mahay mihira, vao 11 taona monja, mahafatifaty kely:
Bianca Ryan: http://youtube.com/watch?v=ioFOw28HwbE
Taylor Ware: http://youtube.com/watch?v=2i-USnaJAIo (yodel)
Ohatra ny hoe professionnel fa tsy zazakely ... mahavariana :)
Bianca Ryan: http://youtube.com/watch?v=ioFOw28HwbE
Taylor Ware: http://youtube.com/watch?v=2i-USnaJAIo (yodel)
Ohatra ny hoe professionnel fa tsy zazakely ... mahavariana :)
novalian'i xxx ny 31/10/2006 18:00
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
3. Fiffi
(
17/08/2006 07:27)
hummmm! tena mahay kosa ireo ankizy ireo an! ohatran'hoe karaoké zany nefa toa tena ry zareo no mihira ! Bianca kosa aloha tena hummm! feo zany an!
![](https://avatar.serasera.org/cf1c9c6822acf8b8875803813543a865.jpg)
4. papounette
(
17/08/2006 07:39)
Tena variana be mihitsy zà ry Lapino.
aiza hoa iza ary reo Pazzapa?Idole Madagascar?
Tdy miteny mihitsy....
aiza hoa iza ary reo Pazzapa?Idole Madagascar?
Tdy miteny mihitsy....
![](https://avatar.serasera.org/9523a666b98415315e70907fd5fe4254.jpg)
5. nanoukely
(
17/08/2006 08:10)
LazaDaddy:
ary niova be i Hantatiana! hahaha!
=))=))=))=))de hoe niova be hantatiana :-$ mahay mihira kosa izy eh
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
7. mamzelkely
(
17/08/2006 08:22)
fiouuuuuuuuuuu tena mahay le sipa kely ka tena mihaiky za marina ee:D:D
![](https://avatar.serasera.org/185098b6df7920470d3bc89fad41e30f.jpg)
11. LazaDaddy
(
18/08/2006 00:53)
nanoukely:izy kosa ve tsy mba hivoatra e :lol:
=))=))=))=))de hoe niova be hantatiana :-$ mahay mihira kosa izy eh
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
18. pissoa
(
30/08/2006 20:21)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 17-08-2006 08:25:49
Lohateny : 11 taona
Nampoiziko fa lapino no 11 taona :roll::-D:-D:-D