Ho an'ny Mpanao gazety
1. Solitikabe
(
18/08/2006 01:36)
Asa aloha leiretsy na ahoana na ahoana ny fomba fifanajana misy amintsika Malagasy na ahoana. Fa efa ela ihany no nandinihako, fa na misy tsy mety aza ataon'ny Filoham-pirenena, dia tokony hajaina amin'ny fanondroana hoe Filoha ihany izy, fa tsy atao fotsiny hoe Atoa toa ny ataon'ny mpanao gazety maro eto amintsika. Ity izao misy ohatra iray http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278380
Marina fa tsy tian'ny Amerikanina i Bush, na ny Frantsay ho an'i Siraka, saingy rehefa, hanonona ny anaran'ireo olona ireo ny any aminy dia hoe tondroina foana hoe Filoha.
Tsy haiko moa fa mba miteny fotsiny aho, fa toa dia ohatran'ireny miresaka amin'ny mpividy tavoahangy ireny ny mpanao gazety angaha, miala tsiny

novalian'i Fiffi ny 24/08/2006 06:15
2. Fiffi
(
18/08/2006 04:47)
Asa raha raha mba manaraka vao2 @ télé enao fa na aty ivelany aza tsy miteny foana ireo mpanao gazety hoe "ny filoha"
Ny hitako tao @ io gazety io de hoe "Atoa Ravalomanana Marc" Tsy hitako zay maharatsy an'io an!
Ny mpanao gazety aty ivelany aza rehefa mamoaka lahatsoratra na miresaka momba ny filoha nga izy hiteny sady hanoratra foana hoe "le président" ? lazainy tsotra hoe J.Chirac , G Bush ... Mitovy ny gasy hiany zany!
Fa misy hiany kosa aloha miteny hoe ny filoha fa miankina @ zay zavatra tiany resahina io!

3. Fanja1
(
18/08/2006 05:46)
amiko io "Atoa" io efa fanajana lehibe ka tsy hitako zay olana @ izany.
marina mihintsy koa io lazain'i Fiffi io.:-*
marina mihintsy koa io lazain'i Fiffi io.:-*
4. mandrindra
(
18/08/2006 10:37)
amiko aloha na tsy asiana andriamatoa aza fa tononina tanteraka ny anarany dia ampy izay e. raha tsy hoe tsy misy mahalala angaha hoe inona no anton'asan'ilay olona dia izay vao asiana titre hoe filoha na ministra ... amin'izay hain'ny be sy maro
5. andriam
(
18/08/2006 15:49)
Amiko alou tsy de mampiova zavatra firy io hoe filoha io , araky ny hevitrao manankiana ny mpanao gazety io inn no zvt tsy ampy na very tamin'ny ravalomanana rehefa tsy nasiany hoe filoha , il reste toujours president , alors il est ou le problème?:^)
6. Solitikabe
(
19/08/2006 02:40)
Izaho tokoa angaha ry zareo no tsy maharaka, fa mbola tsy nahita mpilaza vaovao nilaza fotsiny hoe Chirac aho na hoe Bush fotsiny ka.
7. Fiffi
(
19/08/2006 07:31)
zah aloha de tena mpanaram-baovao an! de tena maheno mihintsy hoe Chirac lasa any ....zay vao lazaina hoe ny filoha ! jereo ange ity eh! zaylazaina rehetra ao tondé hoe Chirac daholo ! http://recherche-en-danger.apinc.org/article.php3?id_article=1422
8. mandrindra
(
19/08/2006 08:58)
ny fiantsoana amin'ny anarana, fa tsy ny fanampiny, dia efa mametraka fanajana