sary ihany

1. raclo ( 18/08/2006 12:39)
efa tafiditra tsara ny sary fa mipoitra daholo indray ilay hoe fafao sy ny karazany de inona no tokony ataoko hamafako ireo ho toy ny rehetra?
novalian'i raclo ny 24/08/2006 15:22
2. hery ( 18/08/2006 13:05)
Ny sarinao dia misy an'ireo hoe fafao sy ahitsio ireo.
Izany hoe Azonao fafaina ny sarinao raha tsy tianao hipetraka ao intsony. Azonao ahitsy koa. sns...

3. raclo ( 24/08/2006 15:22)
misatra betsaka namaly,zany hoe izay misy ny adiresiko ihany zany no misy ireo fafao sy ahintsio reo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528