sary t@ fihaonana teto paris

1. ladygirl ( 23/08/2006 18:29)
Maninona kay tsy mety sokafana le sary t@ fihaonana tao Paris? zay mba te hijery mantsy!
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:21
2. Fiffi ( 23/08/2006 19:24)
ny aty aloha misokatra ara-dalana an! :)
3. kiali ( 23/08/2006 20:06)
fa aiza no misy an'izanysary zany fa tiko hita
4. fijo ( 23/08/2006 20:38)
ato ihany ka
5. mandrindra ( 23/08/2006 20:47)
sady misokatra tsara
6. fijo ( 23/08/2006 21:16)
ary tena mazava tsara mihintsy
7. Zina ( 24/08/2006 01:44)
aiza zany?
8. sasa ( 24/08/2006 04:22)
ha ha ha ha za koa mba nahatafasokatra aloha tamin'iny e! tsy mba otran'le ary ambadika ary :P
9. mbaliana ( 24/08/2006 07:21)
io mibaribary be io ...:-D:-D
10. papounette ( 24/08/2006 10:10)
:lol:Nenà ko tsy mety misokatra!
11. vakiniadiana ( 24/08/2006 10:44)
Fa aiza izany sary izany e?
12. sanana ( 24/08/2006 11:57)
za koa tsy mety mahita ilay sary, (net)
fa efa hitako t@ le appareil le izy lol
13. Fiffi ( 24/08/2006 12:46)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44e56bc9f0d55 de misy koh ny vidéo fa jereo ao @ Fety sy Fihaonana fa misy maro2 ao an!
14. fijo ( 24/08/2006 20:03)
sanana ,hay moa indry le tsy nahavita mission an.
15. lalab ( 25/08/2006 17:13)
fijo:

sanana ,hay moa indry le tsy nahavita mission an.


k'aiza Ra fijo
siramamy fotsy sa gasy no aroso @ilay dite
ary le Italie ahoana .
16. fijo ( 25/08/2006 22:39)
ary tadidinareo daholo izay izany an.le dite tsy asiana siramamy ka,hainao ihany le fika
17. cutie ( 25/08/2006 22:41)
fijo, tsy arako le dite :roll:
18. fijo ( 25/08/2006 22:50)
cutie anontanio ferrari sy cathy
19. cutie ( 25/08/2006 22:55)
cathy,le dite hono e :lol:
20. cathy ( 25/08/2006 22:57)
cutie ilay :miam::miam:sy glou glou any mandrindra sy fijo eh :-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3124