sary t@ fihaonana teto paris

21. mbaliana ( 26/08/2006 09:39)
hatramin'izao cathy mbola mitsako foana eee...:-D:-D:-D
22. cutie ( 26/08/2006 10:29)
Mpandefa : cathy [ Valio ] 26-08-2006 00:57:17
Lohateny : Re : sary t@ fihaonana teto paris
cutie ilay sy glou glou any mandrindra sy fijo eh

tsakoana nga le dite :-D
23. mandrindra ( 26/08/2006 20:15)
cutie, dite spesialy io, ary tena tsy azo asiana siramamy na fangarony fa manjary very ny mahadietetika azy
24. mbaliana ( 26/08/2006 20:21)
dite dietetika tsakoina hihiihhi :-D:-D:-D
25. cutie ( 27/08/2006 10:50)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 26-08-2006 22:15:31
Lohateny : Re : sary t@ fihaonana teto paris
cutie, dite spesialy io, ary tena tsy azo asiana siramamy na fangarony fa manjary very ny mahadietetika azy

Za koa mba omeo an'le dite spesialy e :wink:
26. fasaly ( 27/08/2006 11:48)
cutie: moramora ihany amzany dité spésialy zany fa mampatory beuh zany lol!:roll::-D:-D
27. cutie ( 27/08/2006 16:58)
fasaly zany ve
njy nga efa nisotro koa:-D
28. fasaly ( 27/08/2006 17:17)
ka ny dité n'i virja nge mampatory e!:wink::-D
29. cutie ( 27/08/2006 17:20)
tsy haiko zany fa za te hisotro koa:-D:-D:-D
30. mbaliana ( 27/08/2006 21:06)
aleo hananjana ze te hananjana eee.. di lazao anay fotsiny ny tsirony sy ny effet-ny ry cutie :-D:-D:-D
31. cutie ( 27/08/2006 21:09)
mbaliana
ka tsy misy mpanome aza koa :-D:-D:-D
32. mbaliana ( 28/08/2006 09:07)
Mba omeo hono cutie eeee :-D:-D:-D
33. cutie ( 28/08/2006 10:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
34. booboo ( 28/08/2006 11:27)
:-D:-D:-D
35. mandrindra ( 28/08/2006 12:51)
booboo no efa nanandrana an'ilay dité. fa goutazy fotsiny no nataony dia tsy misy vokany araka ny mahadietetika azy :-D:-D:-D

fa izay te hisotro dia mahazo manantona ahy daholo fa miompy an'ireny dite spesialy ireny aho :-D:-D:-D
36. infinity ( 28/08/2006 13:59)
Cutie: sa omeko anle dite asiana sokola de atao glasé ! hohoho
37. cutie ( 28/08/2006 14:04)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-08-2006 14:51:42
Lohateny : Re : sary t@ fihaonana teto paris
booboo no efa nanandrana an'ilay dité. fa goutazy fotsiny no nataony dia tsy misy vokany araka ny mahadietetika azy

fa izay te hisotro dia mahazo manantona ahy daholo fa miompy an'ireny dite spesialy ireny aho

:-D:-D:-D:-D:-D
atero aty koa
38. cutie ( 28/08/2006 14:04)
Mpandefa : infinity [ Valio ] 28-08-2006 15:59:56
Lohateny : Re : sary t@ fihaonana teto paris
Cutie: sa omeko anle dite asiana sokola de atao glasé ! hohoho

non
ny antsika hafa mitsy :lol::lol::lol::lol:
39. mandrindra ( 29/08/2006 09:19)
cutie, ato antrano ilay izy no ompiako dia tsy dia tiany ny mandeha lavitra fa tongava raha hisotro fa ahaita fafiny :-D:-D
40. cutie ( 29/08/2006 19:39)
:-D:-D:-D:-D
tsy ho any za :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4632