sary t@ fihaonana teto paris

81. fijo ( 12/09/2006 22:05)
tongava cutie fa tena hoafapo ndry an.
82. cutie ( 12/09/2006 22:06)
zany an :-D:-D:-D:-D
fijo koa nga miompy :-D:-D:-D:-D
83. fijo ( 12/09/2006 22:07)
tompony mintsy aty ka
84. cutie ( 12/09/2006 22:14)
:-D:-D:-D:-D
mandrindra mpiompy de i fijo ny tompony :roll::roll::roll:
85. mbaliana ( 13/09/2006 11:04)
iza le ompiana...
86. cutie ( 13/09/2006 11:51)
iza nga, fa nga tsy we in le ompiana :-D:-D:-D:-D
87. mandrindra ( 13/09/2006 16:07)
cutie, miandry aho zany :lol::lol:

mbaliana, mahita iza azo ompiana angaha ianao?:-D:-D
88. cutie ( 13/09/2006 16:15)
mandrindra reefa tonga ny telepati de tonga any za :lol:
89. fijo ( 14/09/2006 21:29)
izay indray cutie le
90. cutie ( 15/09/2006 00:16)
fijo manin:roll::roll::roll::roll:
91. fijo ( 15/09/2006 04:59)
tongava
92. mbaliana ( 15/09/2006 09:31)
za tsy mahita izay ompiana fa nareo hono mpiompy dia zahay antsoinareo ho any dia tsy hay ntsony... iza sy inn ny ompiana.. inn no idiranay amin'ny fiompina/? alefaso aloha ny sary ho jerena an'izany fimpianareo zany... :-D:-D:-D
93. mandrindra ( 15/09/2006 14:18)
cutie, efa be ihany izay teleptiiiii izay an :-D:-D:-D
mbaliana, tongava miaraka amin'ny kompania dia mahita e
94. cutie ( 15/09/2006 20:13)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 15-09-2006 16:18:58
Lohateny : Re : sary t@ fihaonana teto paris
cutie, efa be ihany izay teleptiiiii izay an

aleo alou tohizana le telepati e :-D
95. cutie ( 15/09/2006 20:13)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-09-2006 06:59:02
Lohateny : Re : sary t@ fihaonana teto paris
tongava

tonga tampoka eo za fa ataovy :-D
96. fijo ( 15/09/2006 21:03)
cutie za tia tampoana ka
97. cutie ( 15/09/2006 21:06)
:-D:-D:-D:-D:-D
98. mbaliana ( 16/09/2006 07:45)
mnadrindra te hande fa tsy tafa e...
tia tampoana rano magatsiaka anga i fijo tsssss :-D:-D
99. mandrindra ( 18/09/2006 09:20)
cutie, mianjy njay zany :lol:
mbaliana, tsy tafa ahoana ary izany le?
100. mbaliana ( 18/09/2006 18:28)
fa ho aiza aloha ee dia rahovina... toa inviteƩ nefa tsyhay hoe iza no minviter dia aiza ny toerana... :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1984