sary t@ fihaonana teto paris

61. cutie ( 04/09/2006 18:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
efa mailo za io zao ka :-D:-D:-D
62. mbaliana ( 04/09/2006 18:42)
soa zany...:-D:-D:-D
63. cutie ( 04/09/2006 18:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
fa tsy mbola tena kopy tsara @le dite e :-D:-D
64. fijo ( 05/09/2006 21:18)
minoa ahy fotsiny wa,fa tsy anolotra rano mafana anareo aho.rano mangatsiaka io,nefa mampahafana ihany koa.izay no mahasalama rehefa misotro azy.
65. cutie ( 05/09/2006 21:19)
fijo zany an :lol::lol::lol::lol:
66. mbaliana ( 06/09/2006 17:54)
rano mangatsiaka mampafana... rano tsy fanta-pihaviana zany k'ty :-D:-D:-D
67. cutie ( 06/09/2006 18:25)
:-D:-D:-D:-D
sao de avy @dobo zany :-D
68. fijo ( 06/09/2006 20:14)
ka tena avyany andohasaha anie ny rano anaovana ireny e.tsimaintsy rano mangarahara tsara
69. cutie ( 06/09/2006 20:35)
hihihihiihhihi:lol::lol::lol:
70. mbaliana ( 07/09/2006 21:19)
hihi marina zany ry cutie
71. fijo ( 07/09/2006 21:54)
nareo ko tsy hilazana zavatra
72. cutie ( 08/09/2006 01:05)
tohizo aza le zavatra e:-D
73. mbaliana ( 08/09/2006 10:11)
inn le zavatra' e? :-D:-D:-D
74. cutie ( 08/09/2006 20:15)
samy mianjy isika:-D:-D:-D
75. fijo ( 08/09/2006 22:07)
ka le zavatra dia hoe rano mangatsakatsaka no anaovana azy,iznay hoe a base na rano io dite io=mahasoa
76. cutie ( 08/09/2006 22:10)
in ny dikan'zany mangatsakatsaka :roll::roll::roll:
77. mbaliana ( 11/09/2006 09:12)
mangatsakatsaka = madio be tokony tsy hisy fofony na lokony na tsirony...
raha asian'i Fijo zavatra hafa dia tsy virja ntsony...:D:D
78. cutie ( 11/09/2006 21:06)
misaotra an'i mbalian manazava
79. mandrindra ( 12/09/2006 11:14)
ianareo anie variana manontany eto fa izaho efa nilaza fa miompy an'ireny dite ireny aho. ka izay te hanadrana dia tongava, fa omeko an'ilay tena spesiala
80. cutie ( 12/09/2006 20:42)
mandrindra
ho avy aza za e :lol::lol::lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892