Histo Mada dès 1700, in google? Tsy misy mitsn!!!

1. dasolo ( 26/08/2006 19:45)
Aiza mba mety ahitana Histoire de Madagascar de 1768 à nos jours. Efa nitady t@ Google za fa tsy mety mahita mitsn e!:oops:
novalian'i hery ny 27/08/2006 16:31
2. AmyJo ( 26/08/2006 20:50)
http://cosmovisions.com/ChronoMadagascar.htm
3. AmyJo ( 26/08/2006 20:52)
http://madaweb.free.fr/Histoaloalo_fichiers/04_21.htm

http://www.zomare.com/mada1.html#ancre_histoire
4. Herimiafina ( 27/08/2006 15:46)
Melsii AmyJo.
Fanampin'ireo dia mandehana leisy ry dasolo amin'ny bibliotheque histoire ireny fa any toa feno ihany klé. :^)
5. AmyJo ( 27/08/2006 15:55)
halefako eto hiany fa misy be dia be ao fa gaga aho hoe tsy nahita tao i dasolo .
6. hery ( 27/08/2006 16:31)
http://mg.wikipedia.org/wiki/Tantaran%27i_Madagasikara fa ao koa misy. Sady azonao ampiana raha misy tsy ampy.
Mba iaraha-mamboatra ny tantara e :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8227