Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rafararano, milahatra araka ny daty
rafararano ( 17/05/2007 13:29)
concert kelly ( pumpkins) ao am Fiap am 19mais zao
Miarahaba Hoan'ireo izay fan an'i Kelly (pumpkins , tsikitsiky lava, tovovavy, sns sns) dia manao concert ao am fiap paris izy ny 19mai zao manomboka amin'i 21h, hisy mpanankanto hafa ihany koa toa a... tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2007 21:00
rafararano ( 07/04/2007 18:41)
mitady bassiste sy saxophoniste na clarinetiste
Manao ahoana adaholo e, Mandefa antso hoan izay olona mahay basse sy saxo ou clarinette, en vue hamorona groupe mpihira. Eto am region ile de france de preference merci e... tohiny
rafararano ( 26/03/2007 10:32)
mitady rakikirandry xhi sy m'aa
Manao aona daolo e, Mba mitady rakikirandry xhi sy m'aa mpihira fahiny tam les année 70 so de misy manana e na vynil na k7 na koa aza en fichier misaotra mialoha ... tohiny
rafararano ( 27/08/2006 19:37)
mitady boky i latimer rangers
Miarahaba Mitady boky nosoratan'i Latimers rangers mikasika ny fikarohana na reportage nataony tao amin'ny rnm tamin'ny fandaharana menamasoandro fahiny ireny misaotra mialoha... tohiny
novalian'i dd ny 28/08/2006 09:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079