Mitovy tarehy no miaraka matetika

1. dolby ( 28/08/2006 07:50)
Lehilahy aho aloha no manoratra an. Fa asa ianao na nandinika fa betsaka ny olona miaraka no mitovy tarehy, hany ka betsaka no miteny hoe mpianadahy. Anisan'ny ao anatin'ny safidin'ny lehilahy mantsy ny olona mitovy amin'izay vehivavy hitany betsaka indrindra teo amin'ny fiainany, dia tsy iza fa ny reniny raha ohatra ka tsara ny fifandraisany tamin'io reniny na tsy nanimba ny émotion-ny be loatra.

Mety hoe mahatonga azy ho taitra kokoa amin'ny vehivavy manakaiky ny reniny izany na eo @ loko-koditra na ny endriky ny tarehy.

Ahoana ny hevitrareo ?
novalian'i titis ny 12/09/2006 19:05
2. tywa68 ( 28/08/2006 08:14)
mety misy fahamarinany aminao io fa amiko aloha dia (ny hitako manodidina ahy io an) dia tena hafa @ reniny no nalainy ê ! satria mila zava-baovao izy ary tsy afangaro @ reniny velively, na dia tia be azy aza izy :)
3. Fiffi ( 28/08/2006 08:15)
de ahoana zany raha ohatra hoe miaraka na manambady vazaha ?
Mahagaga ahy indray ity lazainao ity an! de lasa hoe hitady vhv mitovy hendrika @ i ranona ve no hiharahana ? indrindra fa ny reniny ? de tena misy tokoa ve zany hoe mitovy hendrika @ ny reniny ohatra de iny no tadiavina hiharahana ?
4. lapino ( 28/08/2006 08:56)
Misy fahamarinana mihitsy izany ka. Efa nisy etude nataon'olona mombamomba an'io hono, fa izay manana endrika mitovitovy amin'ny olona no mahasintona azy.

... that we find our own faces attractive because they remind us of the faces we looked at constantly in our early childhood years - Mum and Dad. http://www.bbc.co.uk/science/hottopics/love/attraction.shtml
5. pissoa ( 28/08/2006 09:16)
Fiffi - matetika ozizy fa tsy niteny izy hoe tsy maintsy izay no iarahanao ry olombelona (Vakio tsara aloha).

Mety koa hoe rehefa miaraka ela eny dia miha-mitovitovy tarehy :-D:-D:-D
6. lapino ( 28/08/2006 09:23)
pissoa:
Mety koa hoe rehefa miaraka ela eny dia miha-mitovitovy tarehy :-D:-D:-D

http://www.vanishingtattoo.com/tattoo/celeb-cat_man.htm , iza io bandy io ry pissoa? :-D:-D:-D
7. hery ( 28/08/2006 09:44)
Zavatra tsy fanahiniana io. Tongatonga ho azy. Any amin'ny subconscient any :-)

Fiffi> izany hoe tsy tena sitraponao akory ilay hoe hitady olona mitovy endrika amin'ny reninao... fa raha misy vehivavy maromaro hitanao dia izay misy itovizana amin'ny olona mihaona aminao matetika sy naharitra indrindra (mety ho reny, anabavy sns) no manintona ho azy.

Tsy voatery mitovy loko koa kah. Misy vazaha fa mitovy handrina amin'ny reninao, mitovy fandeha amin'ny reninao sns... tsy dia hoe tena mitovy tanteraka fa misy itovizany.
8. pissoa ( 28/08/2006 10:34)
lap :twisted:
=))=))=))
9. Fomena ( 28/08/2006 10:49)
Salut daholo eeee...(l)(l)(l)
Raha ny hevitro dia any @ subconscience tokoa no mitondra an'io, raha tsara be ny fifandraisana t@ reny ohatra raha boaikely dia modèle'ny io dia normal... fa raha ratsy koa ny fifandraisany t@ reny dia mety mizara ihany, ao ilay mitady sipa mitovy @ reniny entina hanoloana an'ilay manque taminy... fa ao koa ilay mitady ny contraire t@ reniny entiny hi-se rebelli'avana @ ilay reni=y tsy nahomby...
10. naritsimba ( 28/08/2006 11:12)
Misy maha marina azy io, ary mahita ttranga maro² toan'io zà
11. booboo ( 28/08/2006 11:13)
hihihihihi mpianadahy nifanolana ouz ny tary zay hihihihihihihihi
12. Fiffi ( 28/08/2006 11:29)
Hery: tena mahagaga zany le subconscience an! Zany hoe tsy mbola nandinika an'le izy aho fa mahita zao lazainareo zao de heu...toa efa nahita cas.
pissoa: hummm ! zany ve akia ? de hitovy tarehy mihintsy rehefa miaraka ela ? :wink::-D:-D:-D:-D
lapino: iza indray ireo ? :-D:-D:-D:-D
13. booboo ( 28/08/2006 11:32)
lapino > :-D:-D:-D
14. vale ( 28/08/2006 11:53)
Fiffi:

de ahoana zany raha ohatra hoe miaraka na manambady vazaha ?
Mahagaga ahy indray ity lazainao ity an! de lasa hoe hitady vhv mitovy hendrika @ i ranona ve no hiharahana ? indrindra fa ny reniny ? de tena misy tokoa ve zany hoe mitovy hendrika @ ny reniny ohatra de iny no tadiavina hiharahana ?
:-D:-D, izay koa nonahalasa ny eritreritro, hoe raha mpivahiny mifanambady?ihihihi
fa matetika dia ny olona koa mitady toetra indd2 ny toetra tiany eo @ rainy na ny reniny, ka raha manana io toetra io ilay lhl, na ilay vhv dia manintona azy!! fa ilay hoe tarehy aloha?:roll: :-Dtsy haiko:°)
oh: ny ahy izao ny lhl raha vao tsy manao toy ny ataon,ny dadako @ ataony @ mamako dia tondé tsy tiko,ihihihihi


15. vale ( 28/08/2006 11:55)
fa zao koa nefa an, betsaka koa ny mpifankaty hitako tena mitovy2 endrika, za aloha efa nihaina io eh!!:)
16. Fomena ( 28/08/2006 11:58)
Za mitovy @ hevitr @ vale...(l)
17. vale ( 28/08/2006 12:01)
Fomena: :wink:
18. bobone ( 28/08/2006 12:03)
:D misy fahamarinany ihany aloha ilay hoe mitovy ny olon-droa LHL sy VHV miaraka e!porofo aloha de izaho sy ny vadiko de mitovy ary misy ary ny milaza fa hoe mpianadahy izaho sy izy nefa de samy @ fianakaviany be izao asa na mipetraka ilay teny hoe "anamboarako vady sahaza;izay angamba ilay vady sahaza!!!!
fa mahavariana ihany aloha e! ary misy ary mitovy ny anabavin'ilay LHL ilay vadiny...
19. Achia ( 28/08/2006 12:28)
marina daholo ny voalazanareo e; fa izahao sy ny vadiko zao rhf jeren'ny olona dia lazain-jareo mpianadahy;dia izaho lehilahy sy ireo zodahiko lazain'ny olona fa mpirahalahy;dia mahagaga o!
20. vale ( 28/08/2006 12:50)
:)ny ahy koa ty mampiomehy be fa nisy olona izay naman,ny tante-ko, dia sendra nahita ahy sy ilay "namako"tao dia hoy izy t@nay rehefa avy eo hoe, hay ve nareo mpisipa eh,ihihihihi, tena mitovy be ary hoy za hoe inona koa reto mpianadahy mi- sennna reto,:-D:-D:-D:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1106