Fitadiavana tononkalo
1. pissoa
(
29/08/2006 17:20)
Manahoana o
Mety ve ao amin'ny amin'ilay mitady tononkalo ( http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&asa=mitady ) raha asiana hoe Tononkalo misy hoe ( ohatran'ny ao amin'ny mitady tononkira misy hoe Hira misy hoe :-D )
Misaotra.

répondu par dolby le 31/08/2006 13:04
4. lapino
(
30/08/2006 10:13)
Eo amin'ilay fitadiavana tononkalo ihany koa, eo amin'ilay hoe "sokajy", mety ve raha mba atao drop-down list? Tsy fantatra daholo manko hoe inona daholo no sokajy ao, fa izay hampiditra tononkalo ihany no afaka mahita an'ireo sokajy misy.
Misaotra e :)
Misaotra e :)
6. lapino
(
30/08/2006 15:23)
Kay afaka mampiditra sokajy roa moa izy io?! :roll:
Ary raha ohatra indray apetraka eo ambany ireo sokajy misy hisafidianana ohatra ...
Ary raha ohatra indray apetraka eo ambany ireo sokajy misy hisafidianana ohatra ...
7. hery
(
30/08/2006 15:27)
hihihi... Ok
Ilay dropdown aloha no ao. Toa tsy ilaina ny sokajy roa rehefa mitady fa rehefa mampiditra ihany no ilaina.
Ilay dropdown aloha no ao. Toa tsy ilaina ny sokajy roa rehefa mitady fa rehefa mampiditra ihany no ilaina.
8. lapino
(
30/08/2006 15:33)
Ok, misaotra e! Ary raim an! :)
Izay ngamba vao hampiasa an'io champ sokajy io :)
Izay ngamba vao hampiasa an'io champ sokajy io :)
9. hery
(
30/08/2006 15:42)
Tsisy fisaorana e :-)
Miasa mangina eto ihany
Raha mila live support dia misy toerana azo aleha ato
http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p44f558192bf1c
raha ao aho :-)
Miasa mangina eto ihany
Raha mila live support dia misy toerana azo aleha ato
http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p44f558192bf1c
raha ao aho :-)
10. Fiffi
(
31/08/2006 10:01)
Hery: de mba jereo kely le tsikera nolazaiko anao fa ...:( misaotra anao .