Encyclopedie

1. lapino ( 30/08/2006 00:36)
Fa iza mihitsy ary no naka tahaka an\'iza e? http://uncyclopedia.org/wiki/Wikipedia

\"Unencyclopedia\" manala azy :-D:-D:-D
http://uncyclopedia.org/wiki/Creation_of_the_Universe ohatra santionany :-D:-D:-D

Misy @ teny frantsay koa ilay izy, fa mbola maivamaivana: http://desencyclopedie.wikia.com/ :)
novalian'i Fiffi ny 30/08/2006 16:03
2. hery ( 30/08/2006 07:14)
:-D
Ary tena izay aho vao nahita an'io kle... tsy ratsy.
Ary tena efa be articles... hifangaro ny marina sy ny tsy marina.
3. pissoa ( 30/08/2006 07:22)
Le iray nangala-tahaka anile iray :roll::-D:-D:-D

Tiako be le voalaza tao hoe:
“I'm always right - it's the Universe that's wrong.”
~ Oscar Wilde on the Universe :-D:-D:-D
4. dolby ( 30/08/2006 08:18)
Nahita an'ity koa aho :

If you experience any adverse symptoms, such as curiosity, logic, or rational thought, stop reading immediately and consult The Bible.

:) :) : )
5. Fiffi ( 30/08/2006 08:27)
hummm ! tsy ratsy kosa an! :-D
6. lapino ( 30/08/2006 14:41)
Ity ny ahy no tena reveko indrindra: http://uncyclopedia.org/wiki/AAAAAAAAA%21 :-D:-D:-D

Ary tsy wikipedia fotsiny kay no manana sosie, fa ny wikimedia mihitsy an! Manala azy daholo http://uncyclomedia.org/ :-D:-D:-D
7. hery ( 30/08/2006 15:34)
Ary nandany andro mihitsy ry zalahy nanao an'io kle :lol:

Ary any aoriana any mety mbola hisy ny .... (tsy hoteneniko indray fa sao dia hitan'zalah ny fika - aleo zah ihany no manao azy)
8. Fiffi ( 30/08/2006 16:03)
lapino: tena grave kosa le AAAAAAAAAAAAAAAA :-D:-D:-D tena mahita ahato an! sa ve hoe zany no hatao rehefa tsy manan-katao ? :-D:-D
Hery: ao mba zarazarao kosa eh! :wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612