mere porteuse

21. watafon ( 07/09/2006 07:10)
k le deviation io mihitsy no mety hampatahotra ny olona kou !
22. dailynews ( 07/09/2006 17:17)
ataovy mazava tsara fotsiny ny tts amin ilay mere porteuse fa sao izy dia mamadika ento any @ mairie sns mihitsy fa tsy ny soniany fotsiny. ary hay ve misy vitro eto mkara e?? mba omeo fanazavana kely ho ny amin io?
23. fijo ( 07/09/2006 21:30)
daily ve tsy mamaky tsara e.tsy aradalana io zavatra io,ka na entina any amin'ny mera na notera dia tsy misy vidiny ilay fifanarahana.ny hany azo atao dia ny mandika lalàna.izany hoe atao resaka akamakama.nefa ,raha vao misy iray mivadika eo,dia ny rehetra no mihinnana
24. dailynews ( 08/09/2006 14:37)
ie tena tsy namaky mihitsy aho fa namakimaky fotsiny, izao aho vao mamerina mamaky, fijo koa masiaka !
25. fijo ( 08/09/2006 20:51)
tsy masiaka izany aho,fa mampijery andry fotsiny ilay resaka.io anie resaka manalasala e.manalasala satria raha jerena ny fivoarna'ny siansa tsy tokony hisy olana le izy,nefa noho ny lalàna tsy manaraka ny zavamisy dia lasa manahiranabe le zavatra.
mba vinavinao anie hoe olona nanao an'io taty ivelany,dia nitory ilay reny nitondra any mada e?????
26. adidy ( 09/09/2006 11:58)
fijo: mety hoe masiaka aho miteny hoe reny adala fa mbola tsy zakan'ny toe-tsaina sy fiaraha-monina gasy ilay izy, eo @ lafiny rehetra!
Voalohany aloha dia betsaka izao ny olona hoe sahirana be voa miteraka na mito-jaza
Na dia ireny olona sahirana farany mahantra ireny aza miezaka aloha izy manao izay ho afany dia izay vao hoe omena olona hatsangana ets.. Raha tsy hoe tena mahafoy tanteraka dia ilay apetraka ariana etsy sy eroa ilay zaza(...), mbola mahatsiaro ny tenany foana ilay niteraka hoe izaho ny reniny.
Fa matetika ny fibre maternelle ny reny gasy mbola henjana be, ka izay no teneniko hoe mitandrema ihany.
Na aty andafy aza ange ny lalàna mifehy an'ireny Fiv ireny mbola henjana be !Misy comission éthique mandinika ary ela be vao mivoatra ny lalana mifehey an'ireny.
27. Fiffi ( 09/09/2006 12:54)
fa tsy aiko ry zareo fa tena mahasaraka an'le zaza ve io mère-porteuse io avy eo ? nitondra azy nandritrin'ny 9 volana be zao !
28. watafon ( 09/09/2006 13:59)
marina ny voalazan'i adidy io e! tsy mbola zakan'ny FM sy ny toetsain-tsika gasy ity FIV ity e! aleo atao hoe ny ankamaroany e!
fiffi:tsy maintsy halahelo izy aloha e!
29. kalosoa ( 10/09/2006 10:44)
misaotra anareo rehetra @valiteninareo.aleo aloha andeha any dago aho any aho mirensegner satria tena sarotra be angamba ary mampatahotra aho, sady zaho matoky fa mila mijanona ela be any m/car mikarakara azy nefa zaho tsy afaka mijanona ela any.nefa maro ny havako any.io zavatra io tsy maintsy secret .inona no mety atao!!!!
30. Fiffi ( 10/09/2006 16:00)
nga tsy azonao karakaraina aty io ?
31. adidy ( 11/09/2006 13:12)
Tsy azoko loatra intsony ny tianao hatao:roll:
32. fijo ( 13/09/2006 21:45)
tiany hoatao any mada le izy,nefa tsy tiany hoain'ny olona;sarotra be izany ry kalasoa an.ary dinio tsara fa sao hivadika olana be hoanao avy eo
33. yonikafopl ( 01/11/2006 22:40)
mahaliana ana le resaka, fa hanampy fanontaniana aho, ary mety hisy olona hanaiky ve raha toa ka iantohana ny rehetra dia aty ivelany no atao ny afera rehetra, dia avy eo izy miverina any Dago?
34. amanir90 ( 28/01/2015 12:31)
Bjr! izaho mazoto hanao mère porteuse raha toaka mbola tsy nahita ianao
35. amanir90 ( 28/01/2015 12:37)
Bjr! izaho mazoto hanao mère porteuse raha toaka mbola tsy nahita ianao
36. valentin16 ( 02/06/2016 07:39)
1. Créez votre avenir à l’aide du programme de gestation pour autrui
Gestation pour autrui
Le sujet de gestation pour autrui est maintenant largement discuté, les gens mènent des discussions: est-ce si bien comme décrit? Bien sûr, une pièce a toujours deux côtés. Et, surtout, en une matière si délicate, telle que la joie de la maternité. Tout le monde comprend bien que le recours aux services de la mère porteuse est une démarche réfléchie. C’est une bonne occasion pour les couples ou femmes qui, après de nombreuses tentatives, n’ont pas pu concevoir ou porter un enfant. C’est une chance réelle de donner naissance à un bébé sain qui va sourire, vous tendre ses petits doigts et vous appeler par le nom si longuement attendu «maman», et il est vrai que c’est pratiquement la dernière chance de devenir parents pour un grand nombre des couples souffrant actuellement d'infertilité.
2. Le choix de gestation pour autrui doit être la solution au problème de l’infertilité http://maternitedesubstitution.fr/
De l’autre côté, la gestation pour autrui est, bien sûr, un moyen radical de résoudre les problèmes de fertilité. Évidemment, pas toutes les familles se décident à utiliser cette méthode. Les circonstances, aussi bien que les gens sont différents, et certains couples ne veulent pas s’engager dans ce processus, parce qu'ils croient que la mère porteuse refusera ensuite de remettre leur propre enfant. Mais à la vérité, c’est un mythe et une opinion erronée qui est propagée le plus souvent par les personnes incompétentes en la matière qui entourent tel ou tel couple. En fait, trois personnes sont impliquées dans le processus de gestation pour autrui qui est protégé, incidemment, par la loi du pays où il a lieu. En outre, un couple et la mère porteuse établissent nécessairement un contrat officiel. A savoir, le contrat est signé entre le père génétique qui a accepté de fournir son sperme, la mère génétique qui a donné son consentement à fournir son ovocyte, et la mère porteuse, une femme en âge de procréer qui a accepté d’engager sa responsabilité de porter et mettre au monde l'enfant de ces parents. Par conséquent, ce type de maternité peut être réalisé uniquement au moyen de la fécondation artificielle, en transférant un embryon obtenu dans l'utérus d'une mère porteuse quelques jours après le début de son développement.
La gestation pour autrui est également devenue très répandue parmi les représentants des minorités sexuelles, pour eux, de même que pour un couple hétérosexuel, c’est la seule chance d'avoir un bébé. Après la naissance du bébé, ses parents génétiques seront aussitôt enregistrés comme ses parents juridiques. Ne manquez pas votre chance. C’est que le temps s’écoule vite. Notre agence peut vous aider à résoudre tous les problèmes liées à cette procédure.
http://maternitedesubstitution.fr/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833