MENU DU JOUR
1. boubounezy
(
29/08/2006 23:49)
simple sady maivana be androany an!
roulade de saumon endaho tsy ray2 dé ampangotray ny ravina laisou efa vosasa madio tsara dé, refa malefaka lé ravina dé atsikao @ passoira mba iala ny rano, avelaro eo ambony plateau maina ny ravina 1, avelaro eo ambony kou ny tranche ny saumon dé didio ny sisiny 2 mba aintsy tsara, manaova sauce yaourt nature 1boite motarde 1sotro finanana asio menaka oliva 1sotro finanana sira sy poivre kely ary citron na vinaigre 2sotro finanana afangaroy tsara. refa vita zay dé mangala ravina laisou @ reo efa votsika tsara reo dé teteo madinika miaraka t@ ambiny lé t@ sisiny nesorina talou, refa vôtetika tsara dé afangaroy @ sauce zay efa vokarakara. arotsay eo ambony ny lé laisou efa navelatra sy saumaon efa navelatra teo ambony. aorony tsara dé ataovy anaty plat ovale dé teteho rondelle eo @ 2cm eo décoréo tsara dé asio mofo dipaina inanana azy;-):-P afaka mbola manotany ra tsy mazava tsara mazoto dôly ary e!

novalian'i boubounezy ny 31/08/2006 11:14
2. boubounezy
(
29/08/2006 23:55)
manaova salade otrany fanaonao isanandro, dé manaova oeufs sur plat 2 isanoull ataovy eo ambony vilia fisaka somary mahazo sisiny lay oeufs sur plat2 vo nendasina teo dé asio salade efa vokarakara ny eo akaikiny,décôréo tsara ary dé asio mofo dipaina iany kou inanana azy mazoto. azonao ampiarahina @ tranche na fromage rochefort2 na bleu.
4. papounette
(
31/08/2006 08:41)
boubounezy:
manaova salade otrany fanaonao isanandro, dé manaova oeufs sur plat 2 isanoull ataovy eo ambony vilia fisaka somary mahazo sisiny lay oeufs sur plat2 vo nendasina teo dé asio salade efa vokarakara ny eo akaikiny,décôréo tsara ary dé asio mofo dipaina iany kou inanana azy mazoto. azonao ampiarahina @ tranche na fromage rochefort2 na bleu.
Tena tsara be aki le izy ry Boubounezy a!Marina mo.Nahazo 20/20 mitsy zao tao antrano.Merci bcp aki a.De tohizo akia fa tsara,honian!:-*:-*
5. boubounezy
(
31/08/2006 11:14)
papounette tsara kia zany a! faly ho anjy ny tenako!
dé mazoto manaraka ary e!:wink:
dé mazoto manaraka ary e!:wink: