MENU DU JOUR
1. boubounezy
(
01/09/2006 00:47)
poisson au coco
endaso ny trondro efa nasina sira, tsara ra lé trondro be nofony reny na tilapia, na trondro maina.
endasina @ afo mafana tsara tsy tena ho masaka ny nofony anatiny fa doréna fotsiny.
manendasa tongolomaintso, oignon, ail, poivre, votabie dé asio carry kely.
arotsay ao ny trondro zé efa voendy dé asio rano tapakiny vera.
refa ridritra iny dé arotsay ny lait de coco dé avelao hangotraka 15mn eo dé vonoy ny afo. salade concombra na rougay tomaty tsara ampéraina @
aza asina tomaty ny trondro ho any zé tsy té ampitombo ny tavy:-D:-D:-D:miam::miam::miam: dé mazoto omana

novalian'i boubounezy ny 01/09/2006 21:27
2. boubounezy
(
01/09/2006 00:48)
ho any zé tsy inana sauce dé manaova fotsiny poisson frire dé salade :miam::miam::miam: bon'app
4. soanja
(
01/09/2006 02:09)
Misaotra betsaka o. Misy azy indray ny nahandro androany hariva. :-*:-*:-*
6. malalatinasoa
(
01/09/2006 13:42)
Raha trondro maina no hita dia atao ahoana ny fikarakarana azy? tokony alona elaela ve sa adiny firy?
Misaotra fa tiko be io sakafo io :).
Misaotra fa tiko be io sakafo io :).
7. boubounezy
(
01/09/2006 21:27)
malalatinasoa miankina @ lé trondro ra matevina bé dé alonay alou si non endaso ny sauce votabie sy tongolo dé arotsay ny trondro, avy eo asina anamalao kely2 asina rano kely2 angotraka dé a dé arotsay ny coco dé azonao mbola asina rano kely na atao ketsa2 ny tena tsara.