Misy hiran'i Anja Andrianjafy mpandeha TV izay ho aho ry zareo tiako saingy tsy misy haiko na ny tonony na ny mombamomba azy, ity mpihira ity koa tsy dia fantatra firy rahateo.
Ka saika hiangavy raha misy manana indray ianareo ny tonony na ilay hira mihintsy, raha azo omena na alefa RVG fa tsy nahita aho tato.
Izao ny mombamomba azy:
-Hira milamina.
-Instrumental kely (guitare no mibahana).
-Ny tonony dia miantomboka amin'ny hoe: "Vonona ve ianao..............".
Isaorana mialoha izay afaka manampy ahy hahatsiahy ny fahiny! :^):wink:
Hamohy ireny hadalana, hanadino sitrapo
[tsy haiko]
Dia ny ref misy hoe F'izay no hahafaly
Tena hiaky - hifanaiky - [tsy tadidiko]
Ka hitoetra - [tsy tadidiko] - ho tia fatratra
Anao.
Miala tsiny fa feno tsy tadidy, fa raha io no tadiavin-droky dia mety ho hita ihany :oops::oops::oops::-D