toa manjakazaka zala vahiny izany .....

1. heribe ( 31/08/2006 12:53)
salama daholo e!
mbola zanatana ihany ve isika @izao fotoana izao sa ahoana fa toa manjakazaka be mihintsy ireto vahiny eto @tanana ireo?
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:16
2. Fiffi ( 31/08/2006 14:39)
manjakazaka ahoana kay ? didy jadona ? ny karana , ny sinoa , ny vazaha sns...ka tsy misy mihetsika angamba de zay no hanaovany an'izany ? ny fanjakana no tiako lazaina eto an!
3. tywa68 ( 31/08/2006 15:14)
mora aminy kosa any (any izy be vola sy be mpanampy !) sady tsara fanahy sy sariaka ny gasy ;-)
4. sipagasy ( 31/08/2006 15:48)
miala tsiny fa teny vahiny sy lava be fa mba tsara hay ihany anefa, hevitr'olona 1 izay

«Le rôle de l’opposition est une mascarade», dixit Edouard Rajaonarison



Le Mouvement pour la souveraineté nationale proposera prochainement un candidat au scrutin présidentiel. En tant qu’acteur, un de ses membres, Edouard Rajaonarison livre ses impressions sur les sujets brûlants de l’actualité, notamment la sécurité et les élections. Entretien



* Votre point de vue sur la sécurité ces derniers temps ?

- La fonction primordiale et même élémentaire de l’Etat est de protéger le peuple et ses biens. S’il y a une insécurité, c’est que l’Etat n’assume pas totalement ses fonctions primordiales. A quoi servent les forces de l’ordre sinon à assurer cette sécurité tant intérieure qu’extérieure ? Leur principale fonction est de maintenir la paix. Cela ne concerne pas uniquement le régime au pouvoir mais consiste surtout à procurer le bien-être de la population. Or cette sécurité a été depuis la deuxième République menacée. Si l’on considère le problème des «dahalo» : ce sont des ignorants, qui n’ont même pas fréquenté l’école. Alors que nous avons des militaires qui ont fait l’école des guerres, nous avons des policiers qui ont suivi des formations afférentes à la sécurité publique. Malgré leurs connaissances, les techniciens de la guerre s’avouent vaincus des «dahalo» qui n’ont même pas fréquenté l’école. La question qui se pose est de savoir, est – ce une faillite du régime sur la structure du système ? Auparavant, il y avait des éléments de la vigilance communautaire lors des événements de 2001-2002, cela a été bénéfique, mais le peuple a été utilisé comme un pion, un escalier par le pouvoir.



* Bipartisme, mulitpartisme…, selon vous quel serait l’idéal pour Madagascar ?

- Le multipartisme est le symbole d’une démocratie saine et sincère. Mais il ne faut pas être berné par la conception occidentale de la vie politique. A Madagascar. Dans les pays en développement, l’échiquier politique se joue entre deux forces en présence. La première, c’est la force politique, mouvement politique qui adhère totalement à la dépendance économique et financière vis à vis des bailleurs et adopte unilatéralement leur politique pour résoudre les problèmes locaux. La seconde force est constituée d’un groupement politique qui ne s’appuie pas sur ces bailleurs mais préserve jalousement et farouchement la souveraineté du pays. Cette nouvelle force prône que les pays du Sud, en l’occurrence Madagascar se doivent d’être indépendants. Ils doivent compter sur leurs propres forces. Il y a ces deux mouvements diamétralement opposés, leurs idées sont antagonistes. Ceux qui acceptent le système des bailleurs, travaillent au sein de la structure néocoloniale et de la mondialisation. Tandis que l’autre force qui prône la souveraineté nationale ou le «souverainisme» pense que le peuple a des richesses naturelles à exploiter. C’est la bipolarisation du microcosme politique. C’est un peu l’image des Etats-Unis, il y a deux grands partis politiques : démocrates et républicains. Et dans le Sud, la vie politique doit être bipolarisée. La ligne de démarcation doit être très nette. Le rôle de l’opposition est une mascarade. C’est un syncrétisme politique.



* Votre position sur le bulletin unique et le code électoral ?

- Tout pays qui se veut être démocratique passe par l’élection. L’alternance du pouvoir c’est-à-dire le changement de dirigeants doit passer par le scrutin et non par la force ou par un coup d’Etat. L’élection est une forme actuelle de la non-violence. Concernant le code électoral, celui qui est en vigueur et mis en place par Ratsiraka n’est pas la source de la crise de 2001-2002. Le différend de l’époque résulte surtout des résultats du vote au niveau du ministère de l’Intérieur. Car il fut un temps où les résultats étaient en faveur de Ravalomanana, puis tout d’un coup, cette institution affichait les résultats de la campagne qui était en faveur de Ratsiraka. Et c’est là le point de discorde. Et on a arrêté la publication des résultats. En grande partie, le code n’est pas en cause, mais la méthode de travail de ce ministère était suspecte.

Concernant le bulletin unique, cela peut être bien en soi. Que ce soit bulletin unique ou code, c’est un épiphénomène d’une élection. La politique électorale est un abcès qu’il faut crever. Dans les pays francophones, la colonie a laissé un héritage sur la manipulation des votes électoraux. Ce qu’on craint, c’est cette fraude électorale. Aussi, quel que soit le code électoral adopté, la fraude électorale risque toujours de fausser les vrais résultats, vu la culture politique héritée de l’administration coloniale.



* Votre réaction concernant la candidature des pasteurs au prochain scrutin ?

- Il faut prôner la séparation de l’Eglise et l’Etat. Cela fait plus de 450 ans que le royaume merina a déjà laïcisé le royaume. Quand Ralambo a attribué le pouvoir à Andrianjaka, attribuant le pouvoir religieux à Andriantompokoindrindra, le royaume merina a séparé l’Eglise et l’Etat. Aussi, ce n’est pas actuellement, au troisième millénaire que l’Etat va revenir en arrière en mettant dans la magistrature suprême un religieux. Il y aura une confusion entre religieux et président. Ceux qui s’occupent de la religion doivent se soucier du bien -être de leurs ouailles. Les dirigeants s’occupent des citoyens et de leur bien-être et luttent pour le profit de Madagascar dans le concert des Nations.


mety hahavaly ny fanontaniana ihany @ tokony hatao @ izao fotoana izao ngamba hoy aho annn
5. Fiffi ( 31/08/2006 16:00)
- La fonction primordiale et même élémentaire de l’Etat est de protéger le peuple et ses biens. S’il y a une insécurité, c’est que l’Etat n’assume pas totalement ses fonctions primordiales
ka ry zareo mbola variana @ ity fifidiana ity koh ! aza moa no tsy hisy ny insecurité ?
6. hery ( 31/08/2006 16:41)
Aza avela hanjaka ry zalahy ny vahiny... faizo. Saingy aza faizina @ opk fa faizo amin'ny ara-dalàna. Raiso ny marché, mianara mafy... ataovy izay handresena azy.

Fetsy ny gasy
7. Fiffi ( 31/08/2006 16:44)
sady mahay miray hina ka handresy hatrany ny rariny !
8. xxx ( 31/08/2006 16:48)
Eny tompoko :roll::-D:-D:-D
9. Fiffi ( 31/08/2006 17:43)
ka tsy marina ve zany ?:roll:
10. ninonati ( 31/08/2006 21:04)
manjaka izy satria mbola be amintsika ny mararin'ny vita vahiny (maladie d'importation)ka iza ko nefa no mba manindra ny tena gasy e . Mbola manjaka foana ny azy ka tsy hanjaka izy ka mahatantes'e . Ny faefitra atoroko de zao ny tsara amin'ny gasy dia tsy manao afatsy ny vita gasy, mampiasa vita gasy , miteny gasy , misaina gasy ,eritreritra gasy ,fika gasy , amin'izay de hita tsara ny tena (efficacite)fahombiazan'ny hoe gasy ka raha ratsy de hatsaraina raha tsara ampitomboina kokoa ny vaikany amizay de matsiro tsara na misy tsirony
11. Fiffi ( 01/09/2006 09:37)
ka bdb ange ny zavatra mba tiana kosa nefa tsy mahita eh ?
12. booboo ( 01/09/2006 10:27)
faefitra atoroko de zao ny tsara amin'ny gasy dia tsy manao afatsy ny vita gasy, mampiasa vita gasy , miteny gasy , misaina gasy ,eritreritra gasy ,fika gasy


tsy mihinana afa-tsy : mofo gasy, vary gasy, akoho gasy, kisoa gasy sns koa ve zany ? :^)
13. mandrindra ( 01/09/2006 11:14)
hery:

Aza avela hanjaka ry zalahy ny vahiny... faizo. Saingy aza faizina @ opk fa faizo amin'ny ara-dalàna. Raiso ny marché, mianara mafy... ataovy izay handresena azy.

Fetsy ny gasy

manaika tanteraka an'io hevitra io aho.
fa ny tena olana dia ny toetsaina. aleon 'ny sasany komandin'ny ngozo, sinoa, karana toa izay entin'ny malagasy sahala aminy.

14. Fiffi ( 05/09/2006 05:15)
na hatraiza , na hatraiza manjakazaka foana ry zareo nefa tsy misy mihetsika ny ! zay no tena olana goavana be !
15. lolabe ( 05/09/2006 09:55)
Ny tena marina dia ny fanjakana mihintsy no manome vahana andry zalahy ireo, ohatra eo @ lafiny fampindramambola, raha misy gasy mieritreritra ny hindrambola atao hoe 50 million fmg ary misy karana na sinoa na vazaha mieritreritra hihindrana io vola io koa de matetika ireo vahiny ireo no mahazo fa ilay gasy dia tsy mahazo, tsy de fantatro tsara aloha ny antony, satria ve ny vahiny manana antoka lehibe kokoa noho ny antoka ataon'ny gasy? ka izay no lazaiko hoe isika samy gasy ihany no tsy mba mahay mifampitsinjo fa aleo lavitra mampiakatra ny vahiny, jereo ny karana mahay miray hina, izay sahirana amindry zareo dia ampiany fa isika kosa... mampalahelo ka io de ny toe-tsaina ihany no mitondra io
16. prime ( 05/09/2006 13:14)
booboo> :-D:-D:-D ao koa ny bômbô gasy...:-P:-D
ninonati> ny hevitr'i hery io ihany no lalana mety indrindra aloha hatr@ izao... ny hoe tsy hividy afatsy zavatra gasy, tsara ara-kevitra fa ny 99% ny zavatra vita gasy tsy manaram-penitra dia eo no olana, rehefa asaina ahitsy dia mahay vava hoe rehefa tsy hividy dia mandehana any an-kafa... nefa raha samy tsy manaram-penitra, ny vita sinoa mbola mora lavitra no mateza kokoa aza noho ny vita gasy... Manahirana e...
Io hambontsika mahagasy io mila fandinihina fa mampihemotra io raha tsy mitandrina... jereo ny "sport" malagasy dia ho azonao ny tiana hambara...
lolabe> raha resaka fampindramam-bola izany dia tsy misy resaka "sentiments" loatra ao, fa eo ireo lazainao hoe manana antoka, fa ny tena fotony dia ny fahatokiana feno ny hahavoaverina ny vola... dia mila mihoatra ny toetsaina "tia kely" sy "fanajàna ny teny sy toky atao" sy ny "asa ifanarahana" ary ny "fotoana" ifanarahana isika malagasy fa tsy gaga fotsiny hoe, ny vahiny, ny vahiny...:lol:
17. fijo ( 06/09/2006 22:01)
ilaina ihany rahery ny OPK an.tena zavatra manova haingana ny vahiny io.efa hitako tamin'ny koma tany mahajanga izany.
18. Fiffi ( 07/09/2006 18:01)
lolabe:
fampindramambola, raha misy gasy mieritreritra ny hindrambola atao hoe 50 million fmg ary misy karana na sinoa na vazaha mieritreritra hihindrana io vola io koa de matetika ireo vahiny ireo no mahazo fa ilay gasy dia tsy mahazo,
ny tsy fananana confience no mahatonga an'io ! de mba gaga hiany aloha zah hoe fa nahoana ????


19. prime ( 15/09/2006 15:45)
fiffi> par expériences, misy olana foana ny fampindramam-bola gasy d lasa mandray "précautions" b ny mpampindrana (institution financière) misy teo aloha... izao vao manomboka, vao manomboka hoy aho, mihamitovy ny fifandraisan'ny mpampindrana @ vahiny sy gasy...
Any @ banky iray izay eto Tana (tsy lazaiko), tsy mila mijery dossiers akory le tompon'andraikitra fa vao mahita ilay hindrana izy d tonga d hoe ohatrinona indray no ilain'ilah amin'ity? satria fantany fa efa mpanaja ny fotoana sy fifanarahana natao ilay zalahy ity kay... (hitan'ny masoko io, izaho mantsy mpifanerasera matetika @ ireo mpamatsy vola ireo)...
20. miangalyandria ( 15/09/2006 16:05)
ilaina ihany rahery ny OPK an.tena zavatra manova haingana ny vahiny io.efa hitako tamin'ny koma tany mahajanga izany.
Tairo indray fa hanisy sira ary aho ! :-P Dia ahoana izany ny gasy mba manjakazaka amin'ny livraison any Frantsa ireny raha mba anaovan'ny vazaha OPG :?::roll::? Angamba asa ny vavantsika fa izany hoe ny antsika mety hoe tsy mangorona vola be (hoy ianao !!!! ireo ankizy mpianatra fa ny tena tompon'ny tournées ahoana ??? ) fa ny an'irery vahiny any Dago ireny tsy toy izay :?::?: Jereo tsara fa firy mantsy ny ankizilahy gasy no manao an'io, mety mba hiteny koa ny vazaha hoe kapao any fa manimba ny tany e :-P:-P:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2649