Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
toa manjakazaka zala vahiny izany .....
21. Fiffi
( 18/09/2006 07:15)
hummm! valifaty ?
Hamaly
22. prime
( 18/09/2006 14:53)
miangaly>:-D
Hamaly
23. heribe
( 19/09/2006 08:39)
izao anie ry zalahy ee!!
miasa eto @orinasa iray eto @tanana eto aho mahita ny zavatra ataondry zalahy vahiny ireto,tena tsy manaja ny zo maha Malagasy mihintsy.hoatran'omby ireny.
Hamaly
24. prime
( 20/09/2006 09:16)
heribe> tohizo fa aza ajanona, inona ilay ohatran'ny omby... (faits)? dia iza le orinasa?...:lol:
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1117