noho ny adalan'ny olombelona de zao no mitranga..

1. Fanja1 ( 31/08/2006 11:21)
http://www.msn.fr/news/galeriephotos/
ahona ny wavin'ny taranaka.. tsy mampite hiteraka raha zao no mitohy
novalian'i prime ny 15/09/2006 14:17
2. LazaDaddy ( 31/08/2006 11:25)
Fanja> aza mahatoky ny sary avoakan'ny Reuters fa sary natao "montage" daholo.

Tsy midika anefa akory izany hoe "hendry" ra-olombelona
3. Fanja1 ( 31/08/2006 11:50)
laza a.. tsy ny reuters rery no nahitako an'io fa efa impiry ny zvt mitranga avokan'ny television sy ny reportage.. donc tssy montage
4. Fiffi ( 31/08/2006 11:58)
LazaDaddy:
Fanja> aza mahatoky ny sary avoakan'ny Reuters fa sary natao "montage" daholo.
tena marina daholo ireny kosa an! efa im-piry no nahitana an'ireny reportage ireny @ télé ?

De hoy enao ve hoe montage koh ny tsunami ?


5. LazaDaddy ( 31/08/2006 12:12)
izaho tsy miteny hoe tsy misy tsunami sns..., fa ny an'ny Reuters hitariny ilay sary noho ny resaka politika. Jereo ohatra io tempete de sable io, raha ohatran'io tokoa ny nitranga angamba mba nihazakazaka nisitrika ilay miaramila fa tsy mbola laozany midoladola. Toa tsy mihintsona akory koa ny manodidina an'ilay "tempete" nitarina? hahaha
6. Fiffi ( 31/08/2006 12:55)
ka raha tonga tena tsy nampoizina ary le tempête ?
7. prime ( 31/08/2006 14:40)
Waooo.... :)
8. cutie ( 31/08/2006 21:46)
:cry:
mampitsiky nga io ry prime 8O
9. Herimiafina ( 01/09/2006 16:14)
Inona ary aiza no adalan'ny olomhbelona amin'ny horohorontany kay ry zareo?

Tandremo fa dradradradraina etsy sy eroa ny resaka doro ala sns, fa ampahafirin'ny emanation-na GES (CH4 sy CO2) avoakan'ny zaoridiran'ireo tany capitalista ireo ny CO2 avy aminy doro ala kely atsy afrika kay?

Ny CH4 dai in-4 avo eny nocif kokoa ho an'ny tontolo iainana noho ny CO nefa ny zaoridira halevina etsy sy eroa no mahatonga azy. Ny Andralanitra izao tsy halevina dia kely ny emanation CH4.

Ny horohorontany indray dia tsy misy ifandraisany amin'ny changement clinmatika mihintsy! :oops::-w
10. cutie ( 01/09/2006 21:43)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w
11. fens ( 03/09/2006 18:43)
Herimiafina:

GES (CH4 sy CO2)

Inona daholo lty reo formule reo?
Fa le sary lo mety natao montage fa possible we mitranga e!:!:

12. Herimiafina ( 03/09/2006 19:09)
GES=gaz à effet de serre.
CH4=methane, hydrocarbure saturé.
CO2=Gaz carbonika.

Miala tsiny fa za-dratsy leisy amin'ity fanafohezana ity klé. Ny ps-ko aza moa kay HM, hehehehe:-D

Fantatrareo ve ny atao hoe Phenomene de BIO-RHEXISTASIE? :^)

Resaka fiovana goavana io amin'ny tontolo iainana (horohorontany, cyclone, desertification, sns) kanefa tamin'ny fotoana tsy nisian'ny olombelona! :^)
13. prime ( 05/09/2006 12:27)
cutie> toa sady malahelo no mivandravandra no tezitra... f'ahoana e? mety ho montage ireo sary ireo, mety tena izy fa na izany aza mampiaiky kosa ny effets n'ilay sary...:-P
14. cutie ( 05/09/2006 19:50)
hay mampiaiky fa tsy mampitsiky :-D
15. rasoul ( 06/09/2006 08:43)
Efa lalan\'ny natiora ireny zava-mitsanga ireny ,
vokatry ny faharanitan-tsaintsika olombelona ihany e!Te hifehy izao tontolo izao kanefa mifototra @tsika ihany ny vokany e!:(:(
16. prime ( 15/09/2006 14:17)
cutie> dia mampitsiky koa... fa ilay olona bdb maty kosa aloha :(an...
HM> misaotra @ précision rehetra... d mba ento indray le phénomène lazainao e...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3326