tsy aleo ihany ve?????....
1. fasaly
(
31/08/2006 12:58)
Tsy aleo ve hajanona "fitiavana" amin'ny maha mpinamana ihany lay izy toy izay, havadika fitiavana fitaivana be! izany hoe misy ireo mpinamana dia tsy mijanona hatreo fa tohizana ihany hoe andao hiaraka e!:roll: de rehefa miady avy eo vao misy mifamaky loha sy mpifahavalo tsy mifampiteny trony:lol::lol:
tsy aleo ihany ve hajanona fitavana amin'ny maha-mpinamana, sady maharitra beuh ny fifandraisana sy ny fifankatiavana!!!!!!! (mpinamana lahy sy vavy io an!:wink:)
tsy aleo ihany ve hajanona fitavana amin'ny maha-mpinamana, sady maharitra beuh ny fifandraisana sy ny fifankatiavana!!!!!!! (mpinamana lahy sy vavy io an!:wink:)
novalian'i cutie ny 15/09/2006 20:17
2. Fiffi
(
31/08/2006 13:05)
hummmm ! ka io kosa akia de miankina @ le fifandraisana koh! raha tena mifanaraka tsara ve misy maharatsy azy ?
Fa mampalahelo kosa aloha raha hoe nisy zavatra tsy nifanarahana na fandavana de tapahana eo le fifampinamana an!
ohatra koh hoe misy mangataka sary sy numéro telefonina de tsy manomé enao nefa izy koa aza tsy manomé de zay !!! tapahana hatreo le fifampinamana ! :(

3. dolby
(
31/08/2006 13:19)
Arakaraky ny tanjona hatramin'ny voalohany, raha hoe izay no nifanarahana hatrany am-boalohany mety milamina ihany.
4. Fiffi
(
31/08/2006 13:50)
koa hoe mifampinamana t@ voalohany koh ! de mandeha ny fotoana de hoe handao hiharaka de....zany ny nihafarany !
7. laracroft
(
31/08/2006 15:38)
Fiffi:ié, indraindray tsy fanahiniana fa mitsiry ho azy eny le fitiavana ange e! de ahoana izany? rehefa misaraka dia misaraka toy ny mpifankatia rehetra koa, satria lasa mpifankatia ry zareo fa tsy mpinamana intsony tsin!
koa hoe mifampinamana t@ voalohany koh ! de mandeha ny fotoana de hoe handao hiharaka de....zany ny nihafarany !
8. boubounezy
(
31/08/2006 15:39)
ny namana @ko sarotra be ny anapaka ny fiavanana ra mbola fantakou fa za dé cincère t@ na itako zao aza fa tsy mifamaly lé izy. za fidèle @ resaka amitié ka refa ny namako manary anah dé aséoko ny ambopoko na marary aza ny fo ny tena dé manaiky fa tsy ho namany tsony. dé refa misy olana mahazo azy dé mbola malaelo fona ny tenako na tsy tiny tsony aza. dé mieritreritra za wé inn ny azoko anampina io namako io nefa efa nokitiany ny ambomp dé aleo mivavaka ho azy fotsiny refa sady tsy anatona izy mou enao kou nalala fa tsy nety kely iany ny nataony=((
9. cutie
(
31/08/2006 16:00)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 31-08-2006 14:58:31
Lohateny : tsy aleo ihany ve?????....
Tsy aleo ve hajanona "fitiavana" amin'ny maha mpinamana ihany lay izy toy izay, havadika fitiavana fitaivana be! izany hoe misy ireo mpinamana dia tsy mijanona hatreo fa tohizana ihany hoe andao hiaraka e! de rehefa miady avy eo vao misy mifamaky loha sy mpifahavalo tsy mifampiteny trony
tsy aleo ihany ve hajanona fitavana amin'ny maha-mpinamana, sady maharitra beuh ny fifandraisana sy ny fifankatiavana!!!!!!! (mpinamana lahy sy vavy io an!)
rah aohtra ka tena tia an-jy le naman-jy de manaiky ny hijanona ho mpinamana ihany, fa matoa izy tsy manaiky de tsy fitiavana zany fa fitiavana ny tenany :lol::lol::lol:
10. Fiffi
(
31/08/2006 16:10)
izay indrindra manko ry cutie ! tena marina io voalazandry io ! tena tsy nisy fitiavana marina matoa najanona le fifampinamana !
11. fasaly
(
31/08/2006 16:19)
ny hitako domazy rehefa mivadika fitavana fitiavana lay fifandraisana ange de refa misy ny ady de samy manana ny ambompony izy mitsam de raikitra amzay lay tsy mifampiteny, mifampifahavalo, nefa raha nijanona mpinamana mifankatia de tena hahafinaritra foana, manjary misy ny hoe manakana hafatra avy any aminy zany:roll::roll::-D:-D
hummmm! loza mitry klou lay fitavana e!:°):°)
hummmm! loza mitry klou lay fitavana e!:°):°)
12. cutie
(
31/08/2006 16:20)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 31-08-2006 18:19:07
Lohateny : Re : tsy aleo ihany ve?????....
ny hitako domazy rehefa mivadika fitavana fitiavana lay fifandraisana ange de refa misy ny ady de samy manana ny ambompony izy mitsam de raikitra amzay lay tsy mifampiteny, mifampifahavalo, nefa raha nijanona mpinamana mifankatia de tena hahafinaritra foana, manjary misy ny hoe manakana hafatra avy any aminy zany
hummmm! loza mitry klou lay fitavana e!
ka tsy nisy fitiavana mitsy anie tao zany e :roll::roll::roll:
13. booboo
(
31/08/2006 16:22)
aleo tsy mivadika bakeo zany fa refa mpinamana dia zay ihany. Raha tonga @ io miady lazain'i Fasaly io dia sady very namana no very olon-tiana ( vita beeeee ) dia na ilay souvenir tsara t@ mbola mpinamana aza lasa mainty beeee fahitana azy avy teo noho ilay ady/fisarahana.
15. ds
(
31/08/2006 17:08)
fasaly:
Tsy aleo ve hajanona "fitiavana" amin'ny maha mpinamana ihany lay izy toy izay, havadika fitiavana fitaivana be!
(...)
tsy aleo ihany ve hajanona fitavana amin'ny maha-mpinamana, sady maharitra beuh ny fifandraisana sy ny fifankatiavana!!!!!!! (mpinamana lahy sy vavy io an!:wink:)
Misaotra akia fasaly a. Tiako be ity lohahevitra nentinao ity. Tohin'ilay tafasiry nandeha ninana gilasy izany ity :)
Asa raha azo hadika toy izao io : tsy aleo ve hijanona amin'izao ilay fitiavana (n'inon'inona ilay fitiavana) toy izay hiroso lalindalina ka mety hiafara amin'ny zavatra hafa (fiarahana, firaisana, ady sns).
Raha izay dia miombon-kevitra tanteraka aminao aho.
Ahoana indray anefa no hatao mba tsy hibolisatra kanefa samy tia sy te hihoa-pefy. Fanontaniana tsara apetraka amina lohahevitra vaovao hafa iny.
Matoa mipetraka ny olana, dia noho ny sakana samihafa tsy ahafahan'ny mpifankatia miaraka na miaina ny fitiavany.
16. cutie
(
31/08/2006 17:16)
Ahoana indray anefa no hatao mba tsy hibolisatra kanefa samy tia sy te hihoa-pefy.
Matoa mipetraka ny olana, dia noho ny sakana samihafa tsy ahafahan'ny mpifankatia miaraka na miaina ny fitiavany
17. fasaly
(
31/08/2006 17:48)
ds:
Misaotra akia fasaly a. Tiako be ity lohahevitra nentinao ity. Tohin'ilay tafasiry nandeha ninana gilasy izany ity :)
hummm! ds! saika hitovitovy lay dinika fa tena nahafinaritra mitsy iny dinika tsika iny an!:wink::-*
Ahoana indray anefa no hatao mba tsy hibolisatra kanefa samy tia sy te hihoa-pefy.
Io indray arakaraka ny tranga nahatonga anlay bolisatra, ary ny bolisatra tsy maintsy misy eo amin'ny mpifankatia...sy ny hoa-pefy, fa ny fahaizana mifanazava sy mifampiresaka entre ny roa tonta no manome fandaminana indray eo amin'ny fiarahana...:lol:
19. cutie
(
31/08/2006 17:54)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 31-08-2006 19:16:33
Lohateny : Re : tsy aleo ihany ve?????....
Voalaza teo :
Ahoana indray anefa no hatao mba tsy hibolisatra kanefa samy tia sy te hihoa-pefy.
araky ny safidin'le mpifankatia ihany io raha te hibolisatra de mahazo satria tia sy te hihoa-pefy
Raha tsy te hibolisatra njay de araky le lazain'i Fasaly io we mifanazava sy mifampiresaka.:lol:
20. cutie
(
31/08/2006 17:55)
Voalaza teo :
Matoa mipetraka ny olana, dia noho ny sakana samihafa tsy ahafahan'ny mpifankatia miaraka na miaina ny fitiavany
le sakana samihafa zany samy manana ny azy ny tsirairay:lol: