tsy aleo ihany ve?????....
61. cutie
(
07/09/2006 20:03)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-09-2006 16:06:42
Lohateny : Re : tsy aleo ihany ve?????....
samy fitiavana daholo izany rehetra izany e. ny dôziny fotsiny no samy hafa. dia dôzina araka ny filan 'ny roa tonta io tantara io dia mandeha milamina
marina zany :*
68. fiderana
(
14/09/2006 05:54)
aza lalaovina fotsiny ny sentimaka rehetra fa ny fo anie rano mafana ka raha sangisangina manahirana dia izay, miresaka tsotra, mety tsy ho lojika ny zavatra lazaiko, na mety hosarotra tanterahina fa aleho aloha hirosona dia hita eo raha voatazoko ny hevitro, mba hampio hevitra raha sendra sedra mahamay ê.
69. ninih
(
14/09/2006 10:46)
io izany mifototra @ fitiavana de tokony ho tazonina @ mahafitiavana azy e! fa io fitiavana io de hitako fa tena mpinamana @ filaminana ka aleo tsy ho ravan' ny fifandirana na ny iraitampo @ io fifandirana io e!