tsy aleo ihany ve?????....

41. cutie ( 03/09/2006 18:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
42. antsotokana ( 04/09/2006 08:21)
tena marina zany ry fasaly. Tohizako ny hevitrao, raha toa ka mpinamana no lasa miaraka (love) dia mety hisaraka indray andro any na hivady tanteraka toy ny filazan'i herimiafina azy; na rehefa tsy manjary dia lasa miady ka misaraka ary TSY TAFAVERINA INTSONY ILAY AMITIE efa nisy hatrizay.
Tsy aleo koa ve reny olona tsotra ireny no iarahana fa ilay NAMANA & FITIAVANAMANA atao tahiry volamena ê!
Ny ahy aloha aleoko misaraka amin'ny olon-tiako toy izay ny namako hatrizay
43. ds ( 04/09/2006 22:17)
Rehefa mamaky eto aho dia lasa saina ihany. Fa ny fitiavana ve azo hamboamboarina e.
Raha olona tena tia (mety hoe tara) ve afaka hilaza hoe : aleo aho tsy hiaraka aminy na tsy ho tia azy fa mpinamana be izahay ka sao tsy mety any aoriana any kanefa tsy misy sakana hafa.
Tsy mbola tena tia kosa angamba kah.
44. cutie ( 04/09/2006 22:47)
ds efa we tsy fitiavana an'le oul zany fa fitiavany ny tenany :-D
45. cutie ( 04/09/2006 22:56)
Raha olona tena tia (mety hoe tara) ve afaka hilaza hoe : aleo aho tsy hiaraka aminy na tsy ho tia azy fa mpinamana be izahay ka sao tsy mety any aoriana any kanefa tsy misy sakana hafa

oups tsy hitako io :oops::oops::oops:
46. prime ( 05/09/2006 13:41)
cutie> :-D:-D:-D
47. cutie ( 05/09/2006 13:51)
:-D
48. kala ( 06/09/2006 07:48)
fasaly:

:-D:-D:-D injay aaza ny an'i fiffi, de zay ange lay hoe domazy beuh e! tsy aleo ihany ve nijanona ho mpinamna de favy be foana ny relation:-D:-D:-D


tohanako tsy hianjera io hevitra io :wink:



49. fasaly ( 06/09/2006 17:35)
kala: ampiko njy hiaraka hanohana amzay tsy menjera mitry:wink::-D:-D:-D
50. mandrindra ( 07/09/2006 14:06)
samy fitiavana daholo izany rehetra izany e. ny dôziny fotsiny no samy hafa. dia dôzina araka ny filan 'ny roa tonta io tantara io dia mandeha milamina.
51. fasaly ( 07/09/2006 14:41)
mandrindra ka raha tsy ampy dozy de aon zany:roll::-D
52. mandrindra ( 07/09/2006 15:16)
dia ampiana dôzy. io anie resaka dôzazy sy feeling fotsiny dia milay foana e. :-P:-D:-D
53. fasaly ( 07/09/2006 15:19)
hazavao amiko kely aza hoe ny fomba fanampiana dozy fa ho ampiana ny an'i roa tonta de hita eo raha miroborobo....ka lay eto resaka amitié ho tazomina mba tsy ho lasa fitiavana beuhhhh de aon!:roll::roll::roll:
54. mandrindra ( 07/09/2006 15:23)
tsy tana io fa tsy maintsy lasa rehefa tonga e:-D:-D
55. fasaly ( 07/09/2006 15:31)
njenest$oôôô! inona njay no lasa ao e!:roll::roll::roll: lay relation ve zany, aleo wa amicale ihany no manja e:wink::-D:-D:-D
56. mandrindra ( 07/09/2006 15:47)
ny lasa ve?? ilay fitiavana ka. dia izay ilay dôzazy. mila ampiana kely dia miara manampy. mila analana kely dia miara mihemotra. dia izay no tena mpinamana mifankahazo tsara.
57. fasaly ( 07/09/2006 16:07)
hummmmm! toa hahafinaritra zany amperahina zany ny dozazy! ary aleo klou hanao fanandramana fa sao mba mety ihany:roll::roll::roll: amin'iza anefa....:-w
zà mantsy tena fidely be en amitié de tiko ashéna dozazy be foana amzay maharitra be foana:wink::P
58. mandrindra ( 07/09/2006 16:13)
avia ampianariko dôzazy fa tsotra be ilay izy :lol::lol:. dia avy eo afaka manao fampiharana amin'ny namana izay voafidy:°)
59. fasaly ( 07/09/2006 16:18)
sao de dozazy na dité aza klou zany fa vao maika sarotra ny raharaha raha dité zany e:lol:
60. mandrindra ( 07/09/2006 19:37)
ny zava drehetra dia dôzazy daholo. rehefa eo amin'ny antonony ka hinarahana dia milay be foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.241