tsy aleo ihany ve?????....
21. fijo
(
31/08/2006 18:51)
tsara le minamana,fa raha toa ka mitsiry kosa ve le fitiavana tsy aleo aposaka toa izay handratra fo ao e.
saingy aoka tsy hoadino,fa zo ny mikoty ary zo koa ny manda,ka sao lavina dia manangana ady
saingy aoka tsy hoadino,fa zo ny mikoty ary zo koa ny manda,ka sao lavina dia manangana ady
23. cutie
(
31/08/2006 18:58)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-08-2006 20:51:59
Lohateny : Re : tsy aleo ihany ve?????....
tsara le minamana,fa raha toa ka mitsiry kosa ve le fitiavana tsy aleo aposaka toa izay handratra fo ao e.
saingy aoka tsy hoadino,fa zo ny mikoty ary zo koa ny manda,ka sao lavina dia manangana ady
=D=D=D=D
27. fasaly
(
01/09/2006 12:10)
ié! misy mitry ry fijo ny olona lmanagana ady refa mikoty ka mandà lay raika, hummmmm! voahompa mahitsy wa!!!!! efa maromaro iany ny nanopa ahy izay:roll:sady ry zareo iray fiaviana am teorana raika doll:roll::-D:-D:-D:-D
28. booboo
(
01/09/2006 12:20)
fasaly > hum...mila fantsika maromaro zany hanomboana an-dreo ....:°)
30. fasaly
(
01/09/2006 12:52)
boubounezy: :-D:-D:-D aleo ho sekire fa alefako anjy any am hafatra.....:-D:-D
31. fasaly
(
01/09/2006 12:55)
fa araka ny hevitra voalaza etsy ambony dia raha izaho manokana aloha dia raha mbola azoko hatao ny mitàna ny relation amlay oulona niarahana na de hoe tsy miaraka tsony aza de izay no tena tiko e! fa lay mifandrafy tsy lasa fa sady mankary fo no mankarary an-doha be mitsy:°):-P:°) fa injisy misy ny enti-po de na de misaraka tsy mifanraka tsony aza am lafin'ny fitiavana de barakay fa hatsipy toy ny éponzy lay izy:wink:
32. Fiffi
(
01/09/2006 13:05)
zah kosa aloha de efa tratra an'io an! de zao de tsy mifampiresaka intsony :-D:-D:-D:-D
33. fasaly
(
01/09/2006 13:15)
:-D:-D:-D injay aaza ny an'i fiffi, de zay ange lay hoe domazy beuh e! tsy aleo ihany ve nijanona ho mpinamna de favy be foana ny relation:-D:-D:-D
34. nikopol
(
01/09/2006 13:30)
mahatonga ny olona tsy hijanona mpinamana matetika rehefa vita le relationmpitiavana dia mbola misy ray (na izy roa ) mbola tsy mahalevona an'ilay fiharahana e !
efa niova le statut nefa mbola misy saropiaro ihany ! efa namana tsotra mbola mihevitra ihany fa mbola manana droit en tant que sipa !
tsy misy olana tsy hahafahana mijanona mpinamana raha samy mazava saina :lol:

35. arson
(
01/09/2006 13:31)
ka ny iray anie mety mierita2 fona oe tena tia ahy ity na de tsy misaina izay ary ny iray e!ka amiko aloha de aleo tonga de misipa ihany e! to sarotra ihany zany hoe ho mpinamana be zany,fa matetika na misy aza zany de mivadika zavatra hafa fona.ary tena saro-piaro @ilay iray mitsy raha ohatra ka manao sipa any ivelany.
37. Herimiafina
(
02/09/2006 19:53)
Tsy maninona raha mpinamana kah, fa tsy mety raha ny namana no amboarina! :-D
38. boubounezy
(
03/09/2006 18:00)
fiffi njy zany ké ka tena namana milay be mintsy e!!! manja ka! tena cincère bé lotra kia njy dé tiko be ny inamana @njy a!:roll:
39. cutie
(
03/09/2006 18:02)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 02-09-2006 21:53:06
Lohateny : Re : tsy aleo ihany ve?????....
Tsy maninona raha mpinamana kah, fa tsy mety raha ny namana no amboarina!
:-D:-D:-D:-D
ary raha manaiky amboarina kosa le namana aza :-D:-D:-D
40. Herimiafina
(
03/09/2006 18:28)
Raha manaiky amboarina kosa ilay namana dia ireto no mety hitranga:
-Na lasa tsy namana intsony fa efa niakatra ho vady.
-Na manamafy ny fisian'ny teny hoe "jangajanga" sy "fakampanahy" any anaty diksionnera.
-Na....sns....:-D
-Na lasa tsy namana intsony fa efa niakatra ho vady.
-Na manamafy ny fisian'ny teny hoe "jangajanga" sy "fakampanahy" any anaty diksionnera.
-Na....sns....:-D