Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i irery1, milahatra araka ny daty
irery1
(
31/08/2006 18:25)
mba ampio ry reto a!
tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus...
tohiny
novalian'i nikopol ny 08/09/2006 15:07
