Ny fampirafesana!!!!
1. Herimiafina
(
29/08/2006 02:40)
Betsaka ny mbola miheritreritra fa ny tsy fahampiana na ny tsy fahitana fahafampo no mahatonga bebe kokoa ny fampirafesana sy ny fitadiavana any ambadika any!
Izaho anefa mino marimarina fa ny olona mahatsapa fa afampo sy comblé ary no tena voasarika kokoa hitady any ankafa! :-w
Izaho anefa mino marimarina fa ny olona mahatsapa fa afampo sy comblé ary no tena voasarika kokoa hitady any ankafa! :-w
novalian'i mandrindra ny 19/09/2006 13:27
2. fameusecousine
(
29/08/2006 03:20)
marina io fa lay tiavina be mahintsy no mam:-D:-D:-Dpirafy na lafiny inona na lafiny inona...mahavariana ny olombelona:-D:-D:-D:-D
3. miranto
(
29/08/2006 06:27)
Tena marina izany fa le tiavina be indray no tena mampirafy, mahagaga marina ny olombelona
4. bobone
(
29/08/2006 07:14)
:D
tena manana ny hafalemeny ny olona fa mahagaga ahy mintsy oah! ity resaka fampirafesana ity fa izay manana ny tsara indrindra no manondrana, hay ka malahelo ny mpitazana ety ivelany manome sosokevitra ho an'i VHV na LHL izay tratrany fampirafesana de lasa manao koa! de mikorontana ny tokantrano ! noho ny tsy fahaizana mandanjalanja ny zavatra hatao!
Mampalahelo an!
Rahovina voa tsy hisy ny fampirafesana e!???:oops::oops:

8. boubounezy
(
29/08/2006 08:01)
ny anah njay tsy ampirafesiko na mahafampo na tsy mahafampo fa refa tena tsy milay dé tonga dé tapahana fotsiny ny tady dé mânova rou mètyyyy
9. mandrindra
(
29/08/2006 08:22)
xxx, roa na mihoatra aza no mety kokoa
boubounezy, ny fiarahana amin'ny olonkafa tsy voatery hanapaka ny tady amin'izay efa eo antoerana
herimiafina, marina fa ny afapo no mandeha mitady zavatra hafa satria lasa tsy misy tsirony ho azy intsony ny fiainana. izay tadiaviny rehetra dia azony avokoa. ny fiainana anefa milay kokoa rehefa misy zavatra tsy azo sy manahirana.

10. jentilisa
(
29/08/2006 08:22)
tena aleo izay mampirafy hilazany heviny hoe inona no tena antony e! indrandray kosa anie ka ny olona mihitsy no manatona azy dia tsy te-handà izy e!
11. mamzelkely
(
29/08/2006 08:50)
jentilisa ie misy olona ts mahay mandà zay de lasa ho azy eny, misy ko olona tia vao de mbô te hihaina an zany ferahana am olona vavao zany njay :roll:
12. tywa68
(
29/08/2006 09:23)
ny eritreritro indray dia hoe manao ny ataony maka assurance hoe mbola mahazàka sa tsia :lol:
13. mandrindra
(
29/08/2006 09:29)
fiainana daholo izany e, ny mpihaza tsy maintsy mitifitra raha vao mahita vorona azo hanina.
18. cutie
(
29/08/2006 15:28)
: Herimiafina [ Valio ] 29-08-2006 04:40:25
Lohateny : Ny fampirafesana!!!!
Betsaka ny mbola miheritreritra fa ny tsy fahampiana na ny tsy fahitana fahafampo no mahatonga bebe kokoa ny fampirafesana sy ny fitadiavana any ambadika any!
Izaho anefa mino marimarina fa ny olona mahatsapa fa afampo sy comblé ary no tena voasarika kokoa hitady any ankafa!
amiko ndray ny olona mampirafy de oul kanosa, tsy te handray andraikitra, tsy matoky tena, tsy manana ny maha izy azy,tsy matoky ny valeur-ananany.:-D:-D:-D:-D
19. cutie
(
29/08/2006 15:29)
: mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 11:29:35
Lohateny : Re : Ny fampirafesana!!!!
fiainana daholo izany e, ny mpihaza tsy maintsy mitifitra raha vao mahita vorona azo hanina
eny wa ry mandrindra :-D:-D:-D
20. kelly13
(
29/08/2006 15:51)
"raha ravitoto sy henakisoa fôna ny lôka d mety mankaleo iany, d aleo mihinana hen'omby sy anamamy kely indray alou"!!! ndryyy namako niara niasa tamiko (tahio fa efa lasan-ko razana izy) no nilaza izany tamiko! fa ttt b za t@ io reflexion nataony io. fa matetika ny lhl no mampirafy ary tsy mahay manafina fa mora tratra