Ny fampirafesana!!!!
21. pissoa
(
29/08/2006 16:19)
"raha ravitoto sy henakisoa fôna ny lôka d mety mankaleo iany, d aleo mihinana hen'omby sy anamamy kely indray alou"!!!
Dia andrahoy ao an-trano ny ravitoto sy henakiso sy ny hen'omby sy anamamy - dia tadiavo ze fikafika mampatsiro azy ao - fa tsy vidiana eny amin'ny hotely e :wink:
22. pissoa
(
29/08/2006 16:20)
... Hihihi - sao metin'ny karibonetra sy ny rano mangatsiaka any koa vao snif snif =))=))=))
23. pissoa
(
29/08/2006 16:25)
mandrindra:
herimiafina, marina fa ny afapo no mandeha mitady zavatra hafa satria lasa tsy misy tsirony ho azy intsony ny fiainana. izay tadiaviny rehetra dia azony avokoa. ny fiainana anefa milay kokoa rehefa misy zavatra tsy azo sy manahirana.
Excuse fotsiny io fa tsssss - tsy mety e.
Raha salama tsara ve zah dia tokony tapahiko kely ny tongotra fa tsy matsiro ny fiainana? :roll:
Raha hendry ny zanako dia ampianariko madiditsa sy mitango aretina fa manjary tsy matsiro ny fiainana? :roll:
:roll::-D:-D:-D
24. soanja
(
29/08/2006 16:54)
Ary sao tsy fampirafesana indray ary no iantsoana io lohahevitry HM io fa "fampifanangaroana." Ny variety tokoa mantsy isan'ny tsiro tadiavin'ny olombelona. Amin'izay ilay izy tsy negatif ny fijery azy.:wink::wink:
25. anako
(
29/08/2006 16:57)
Iza mafantatra olona lhy mampirafy kanefa manambady. Kanefa izy manao isan andro fa tsy afapo. Efa tratra lay lhy izy mbola miteny fa tsy zany mihitsy. Ny blem dia anatiny fombany ary farany azo zavatra izy. Ny vadiny tena mampalahelo tsy miteny tsony otraminy anatiny fiainana. Ny hitako azy dia ny blem lay lhy manque de confiance, mety manana complex dia mitady no malana azy otraminy derivatif.
26. mandrindra
(
29/08/2006 17:16)
mamzelkely, efa mazava tsara hoe ny azo hanina ihany no tifirina :-D:-D:-D
cutie, fa ndraindray misy vorona tsy hanian fotsiny fa ompiana mihitsy :wink::-D:-D
pissoa, petrakevitra fotsiny ireo anao ireo fa zavtra tsy hisy mihitsy, "raha" daholo ireo. na iza na iza tsy maintsy misedra aretina, na gravy na tsy gravy. na zanak'iza na zanak'iza tsy mai,ntsy manana kilema fa tsy misy lavorary. noho izany tsy excuse fotsiny io fa lalàm-piainana.:-*

27. pissoa
(
29/08/2006 17:34)
mandrindra - rehefa misy miteny hoe raha ... dia tsy ny conditions manaraka ny raha no jerena ny valeur-ny fa mamaly fanontaniana fotsiny araka ny condition napetraka. Ohatra hoe rehefa misy manontany hoe Raha ianao no sendrai zao dia inona no ataonao? ... dia miteny izay hevitra fa tsy mamaly an'avona hoe ka efa tsy izaho (donk zah tsy hamaly) :wink:
28. pissoa
(
29/08/2006 17:37)
(tohiny)
Dia valio amin'izay le raha fa izaho mahita hoe excuse fotsiny io nolazainao io fa tsy lalam-piainana :-D:-D:-D
Dia valio amin'izay le raha fa izaho mahita hoe excuse fotsiny io nolazainao io fa tsy lalam-piainana :-D:-D:-D
29. kelly13
(
29/08/2006 18:38)
pissoa>ka le vidina eny @ hotely handoavambola! sady tsy sûr ny qualité.
30. xxx
(
29/08/2006 19:12)
Mety tsy omena tsiny ny mampirafy satria mety tsy mahafapo azy ny zavatra ataon'ny vadiny ao antrano ka tsy tiany hanova dia aleony manao hadalana de aveo mahatsapa ilay vadiny fa tsy afapo amiko ny vadiko dia manova izy , sady vady ivelany anie mahay manafosafo tsara fa te hahazo toerana na ny atao hoe 1ere bureau
31. Rafotsy
(
29/08/2006 19:41)
Dadany be ny resakareo an ! Raha izah aloha no atao an'izany ka fantako dia mba ataoko ny jejojejo na tsy hampirafy aza aho ary ataoko ho hitany tsara fa raha te hampirafy aho dia mahavita koa ! Samy mahavita anie e , hita eo izay tsy hatanty ! Ary ny hitako tena mahavo ilay "cocu(e)" dia mitanondrika miandry ny rariny eo !
Sady aiza koa izany hoe tsy afa-po izany e ? Rehefa tsy kolokoloina koa anie ny zavatra dia maty e , ny fitiavana anisan'izany , miala @ ilay routine , ary atao izay maha vao2 azy foana e !
Sady aiza koa izany hoe tsy afa-po izany e ? Rehefa tsy kolokoloina koa anie ny zavatra dia maty e , ny fitiavana anisan'izany , miala @ ilay routine , ary atao izay maha vao2 azy foana e !
32. cutie
(
29/08/2006 19:43)
cutie, fa ndraindray misy vorona tsy hanian fotsiny fa ompiana mihitsy
dite ve zany e :-D:-D:-D:-D
33. boubounezy
(
30/08/2006 00:12)
ra zany ny marina tsy aleoko manao polygamme zany!!! soa ny mana2 leretsy soa sady mahavou ozy lé ira zay.;-)
34. mandrindra
(
30/08/2006 09:44)
cutie, an3, tsy dite ka. ny site miditra aty anaty, fa ny vorona hidirana any antiny :-D:-D:-D
pissoa, rehefa miteny hoe raha dia aleo izay mety mitranga no vinavinaina fa manjary lasa nofy fotsiny dia mivoana amin'ny realy:wink:.
nefa andao ary ekena hoe marina ny petrakevitr'i pissoa. raha salama tsara dia andeha hampiasa be ny vatany, tsy dia hitandrina loatra ny sakafo ... izany hoe hanao fihetsika, mety niniana na tonga ho azy hitondra aretina.
ny olona manana zanaka hendry, aleoko atao hoe tonga lafatra satria izay no tsy manana défaut mihitsy, dia hanome fahalalahanana bebe kokoa ny zanany. izay fahalalahana izay dia hitonadra an'ilay zanaka hanao zavatra hafa, mety ho tsara, fa tsy mifanraka tanteraka amin'ny hevitry ny RAR. dia ho antsoin'ny RAR hoe ditra izany avy eo.
dia averiko indray fa lalampiainana io satria kintoantoana ny fiainana fa tsy lafatra

35. cutie
(
30/08/2006 11:53)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 30-08-2006 11:44:38
Lohateny : Re : Ny fampirafesana!!!!
cutie, an3, tsy dite ka. ny site miditra aty anaty, fa ny vorona hidirana any antiny
:-D:-D:-D:-D
azoko :-D
36. jennifer2
(
30/08/2006 12:53)
tsy mazava mihitsy ny resak'i cutie sy mandrindra @'io resaka fampirafesana io an!:-w:-w
38. tratra
(
30/08/2006 16:57)
:o slt daol nareo,za sipa vo vao2 ary vo niditra @ty tranokala ty e!d zo namaky ny zvtr soratanareo za d =)) b!ory re olona o! maninona ra atao la vie & bel io fitiavana io e!marina fa fiainana lé manao fitiavana fa az atao diso tafaotra e! lazaiko anareo ny VADY B AKO ny fiainako sy ny fianarako.
fa zo ref tia anao iz tsar tsy tianao iz misy hafa fon ao e!kof sy sipa feno eran'tanàna io r'zala sy zavavy a!=D
fa zo ref tia anao iz tsar tsy tianao iz misy hafa fon ao e!kof sy sipa feno eran'tanàna io r'zala sy zavavy a!=D
39. cathy
(
01/09/2006 19:49)
amiko injay ny fampirafesana dia mbo manadrana eh
ohatrany henakisoa sy henaomby mantsy io
raha henakisoa foana ny loka mety mba mankaleo de tsy aleo ve mbo asina henaomby kely indraindray na mifamadika eh henomby foana isan andro de mbo asina henakisoa refa injaynjay :lol::lol:

40. Fomena
(
06/09/2006 09:31)
Zà aloh ry zareo d tsy d mahazoazo an'le mampirafy e; tokam-(l) ka ts te haratra e:)