UPS

1. madagasikara ( 28/08/2006 17:59)
Manahoana daholo,
Azo ampiasaina mandritra ny firy mn na firy heures ny UPS raha toa ka tapaka ny jiro e?
De mila miandry firy heures indray raha mandeha ny jiro vao feno indray?
novalian'i cutie ny 30/08/2006 20:36
2. Fiffi ( 28/08/2006 18:28)
nahita article zah ka asa raha mahavaly ny fanontanianao ? http://www.mgeups.fr/
3. hery ( 28/08/2006 20:48)
Ny UPS aloha tsy tokony natao hisolo ny courant. Tsy tena batterie natao haharitra izy. Natao fotsiny mba hahafahana manao ny enregistrement rehetra dia mamono ara-dalàna ny ordinatera. Misy maharitra hatramin'ny 1 - 2 ora... ary misy minitra vitsivitsy dia lany ny batteries.
Tandremo fa indraindray mamitaka ny UPS. Ny fomba hanandramana azy dia tsoahina ny prise raha mbola mitana na tsia.
4. cutie ( 28/08/2006 20:58)
gaga kely za fa kay UPS resaka iformatika ty
heveriko fa le UPS fandefasana entana :-D::-D:-D:-D
5. madagasikara ( 29/08/2006 09:45)
Misaotra an'izay namaly o.
6. kelly13 ( 29/08/2006 15:44)
za kou heveriko fa ups fandefasana entana, hihihi!! ah la la nous les femmes!!!
7. cutie ( 29/08/2006 20:10)
:-D:-D:-D:-D kelly
8. lapino ( 30/08/2006 02:07)
Ny UPS koa fandefasana entana informatika ka! :wink:
9. cutie ( 30/08/2006 20:36)
par internet ve :roll::}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1864