Inona no mampimenomenona?
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
1. Herimiafina
(
29/08/2006 02:38)
Raha samy himenomenona ihany hoe "mahantra, tsy ampy ny fidirambola, na kely ny karama sns" dia aleoko kokoa mihaino mpiasampanjakana izay mivelona iray manontolo amin'ny karamany misoratra ao amin'ny FOP.
Toy izay mihaino olona misoratra ho mandray karama kely kanefa ny ao ambadika sady tsy declaré efa mahatratra amina milliards ny afera ambanin'ny tany, sy ny filiroliron'asa fivelomana.
Mino ve ianareo fa raha ampitomboana tokoa ny karama dia hijanona daholo ireny activités informelles be dia be ireny.
Ny Katavy foana no milaza ho kely hanina matetika! :^)

novalian'i prime ny 13/09/2006 15:20
![](https://avatar.serasera.org/29bfe372865737fe2bfcfd3618b1da7d.jpg)
2. mi
(
29/08/2006 07:07)
azo heritreretina ihany zany saingy aza adinontsika aloha fa dago de firenena andalam-pandrosoana h@zao zay midika fa vo miarina rariny raha betsaka ny asa informelle satria koa sady lafo ny hetra tokony aloa no manahirana ihany ko ny mikarakara ttsy ara-panjakna eto dago
![](https://avatar.serasera.org/7c84df91da60eb1248f8340fe480fbce.jpg)
3. ramialy
(
29/08/2006 11:32)
mi:na manao ara-dalana aza mbola tsy ialana ny olona mahitahita dia ny sarambabem-bahoaka miesona. Jereo ange rehefa mandeha declaration any @ contribution e
sady lafo ny hetra tokony aloa no manahirana ihany ko ny mikarakara ttsy ara-panjakna eto dago
![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
5. prime
(
29/08/2006 13:46)
ramialy> rariny mihitsy ny ambaranao, fa saiky hanontany aho hoe, ianao aza ve raha mahafantatra fa havanao izao ny olona mpandray ny an-tontan-taratasy dia hiaritra hilahatra eo @ ilay lavabe eo ianao? Toa tsy resaka mahitahita raha izay fa resaka fifandraisan'ny tsi11... Mety tsy havana io fa namana, mpiray tanàna...sns Kolikoly indray mantsy izy raha hoe karakarao manokana ny an-tontan-taratasiko dia omeko kely (misongona olona be dia be)...
andry08> Aiza ilay any aminareo? amerka, italia, frantsa sa eto Dago? dia quartier aiza???:lol:

![](https://avatar.serasera.org/2a6632801fcbb6b4d9764ec0833524b1.jpg)
6. HESHA
(
30/08/2006 09:50)
tsy maintsy mba mikarokaroka koa ange hampitomboana ny eo antanana e. Tsy voatery ho tsy ara-dalana foana ny atao fa le izy hoe informel angaha.
tsy hamaha ny olana ny fanondrotana ny karama satria raha misondrotra io de misondrotra ho azy ny vidin'entana eny antsena ka asa hoe inona ary no azo atao na inona no tokony atao
tsy hamaha ny olana ny fanondrotana ny karama satria raha misondrotra io de misondrotra ho azy ny vidin'entana eny antsena ka asa hoe inona ary no azo atao na inona no tokony atao
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
8. Herimiafina
(
30/08/2006 23:50)
Iny indray dia lalanan'ny inflation ihany. Glissement des prix sy ny indexation ekonomika. Fanoharana ny karama sy ny vidin'entana.
Fa ity resaka ity dia any amin'ny fitiavana ny activités informelles mihintsy sy ny fimenomenomana amin'ny hoe kely ny vola miditra.
Rariny raha tena marina tokoa fa kely ny miditra ao antrano raha mimenomenona, fa hitako hoe stupide loatra raha any ambadika be fihinana nefa ety ivelany be menomenona hoe kely karama sns.
Ny olana dia any amin'ny marimpandrefesana ekonomika rehetra toy ny VAN ny PIB, sns izay tsy milaza intsony ny marina nefa entina dradradradraina etsy sy eroa hoe ambany be; sy ny resaka equitabilité raha declarée daholo izy ireny ka handoavana hetra.
Fa ity resaka ity dia any amin'ny fitiavana ny activités informelles mihintsy sy ny fimenomenomana amin'ny hoe kely ny vola miditra.
Rariny raha tena marina tokoa fa kely ny miditra ao antrano raha mimenomenona, fa hitako hoe stupide loatra raha any ambadika be fihinana nefa ety ivelany be menomenona hoe kely karama sns.
Ny olana dia any amin'ny marimpandrefesana ekonomika rehetra toy ny VAN ny PIB, sns izay tsy milaza intsony ny marina nefa entina dradradradraina etsy sy eroa hoe ambany be; sy ny resaka equitabilité raha declarée daholo izy ireny ka handoavana hetra.
![](https://avatar.serasera.org/2a6632801fcbb6b4d9764ec0833524b1.jpg)
9. HESHA
(
31/08/2006 09:51)
misi maharatsi azi le fimenomenomana, ekena fa tsi fanairana ve zani oe misi tsi miadi ao ra ani am zava-kafa ankoatri ni karama isam-bolana izi no mba mahita rirani ?
![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
10. prime
(
31/08/2006 11:31)
HM> Io équitabilité io aloha amiko dia tantara b satria ny statistika ihany (na dia tsy azoazonao aza) no mampiseho fa vitsy no mandoa hetra satria (ankoatry ny fandraisana andraikitra sy ny fahatsiarovan-tena ary ny fitiavan-tanindrazana izay ambany dia ambany) izay efa mpandoa ihany no mandoa ary mivoaka lela mihitsy aza, hany ka lasa mikaro-kevitra maro (quitte à faire de fausses déclarations) mba hampihenàna ny aloa na tsy handoavana mihitsy aza... Nefa orinasa ngeza b hitam-poko, hitam-pirenena maro sasatry ny mahazo fampihenan-ketra sy "éxonérations" (quitte à faire des pressions auprès des agents de l'Etat)... dia ho fahadisoany avy eo v ny miteny hoe kely karama?
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
11. Herimiafina
(
31/08/2006 23:54)
Eo indrindra isika ry prime, eo indrindra no tiako iaviana! Recette budgetaire sy recette extra-budgetaire kely dia kely, ny pression fiscale ary koa ny FBCF (Formation Brut de Capital Fixe) izay entina hanohanana ny PIP (programme d'Investissement Pobilika) rehetra, hany ka mivelona amin'ny famatsiana avy any ivelany foana sanatriavina (80%).
Mahatakatra an'io ve ireo tsy mba mandoa hetra (fuite fiscale sy/na fraude fiscale), ireo be tsolotra amin'ny resaka fandoavan-ketra, kanefa be menomenona amin'ny tsy fahafahan'ny fanjakana hanakatra ny fomba fiasan'ny tany mpanakarena avy nianaran'izy ireo ka hitakiany karama ambony.
Hitako ho anisan'ny vaha-olana tsara ny famelana ny mpiasampanjakana hanao asa hafa ivelan'ny FOP, ohatra consultant ny MCA, ny PNUD, sns.....Tsara kokoa anefa raha declaré izy ireny.
Mety amin'i Madagasikara ve ity fandoavanketra ierana ity (methode participative sy consentement à payer).
Mahatakatra an'io ve ireo tsy mba mandoa hetra (fuite fiscale sy/na fraude fiscale), ireo be tsolotra amin'ny resaka fandoavan-ketra, kanefa be menomenona amin'ny tsy fahafahan'ny fanjakana hanakatra ny fomba fiasan'ny tany mpanakarena avy nianaran'izy ireo ka hitakiany karama ambony.
Hitako ho anisan'ny vaha-olana tsara ny famelana ny mpiasampanjakana hanao asa hafa ivelan'ny FOP, ohatra consultant ny MCA, ny PNUD, sns.....Tsara kokoa anefa raha declaré izy ireny.
Mety amin'i Madagasikara ve ity fandoavanketra ierana ity (methode participative sy consentement à payer).
![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
13. prime
(
05/09/2006 12:45)
HM> Marina ny ambaranao raha resaka makrôekônômika no resahina... fa amiko indray zara ary ireny olona ireny manaiky miverina aty entina ampiasaina hampitombo ny "valeur ajoutée" eto an-toerana... fa ny fikiakiazana ny @ karama ambony (sady zony rahateo izany) matetika no mampisy ny "fuite de cerveau"... ka mampikaso-tanana ny firenena manan-karena...
Mikasika ny mpiasam-panjakàna dia efa manao izany avokoa ireo raha ny fahitàko azy fa tsy misy "déclarés" satria ny lalàna malagasy no misy fahalemeny ka tsy afaka hanery an'ireny organisma ireny hanao déclaration...
Mikasika ny fandoavanketra resahinao dia tsy mety raha "ny tokony ho izy", satria aim-pirenena no resahina raha hetra izany aty @ tany toa an'i dago, fa ny "préférences exprimées" manao CVM resahinao atao eto io matetika misy fahalemeny fa ny "préférences révélées" ihany no ahafahana mandray dispositions akaikikaiky kokoa ny zava-misy... asa aloha hevitro aloha izay...
Mikasika ny mpiasam-panjakàna dia efa manao izany avokoa ireo raha ny fahitàko azy fa tsy misy "déclarés" satria ny lalàna malagasy no misy fahalemeny ka tsy afaka hanery an'ireny organisma ireny hanao déclaration...
Mikasika ny fandoavanketra resahinao dia tsy mety raha "ny tokony ho izy", satria aim-pirenena no resahina raha hetra izany aty @ tany toa an'i dago, fa ny "préférences exprimées" manao CVM resahinao atao eto io matetika misy fahalemeny fa ny "préférences révélées" ihany no ahafahana mandray dispositions akaikikaiky kokoa ny zava-misy... asa aloha hevitro aloha izay...
![](https://avatar.serasera.org/2a6632801fcbb6b4d9764ec0833524b1.jpg)
14. HESHA
(
12/09/2006 08:35)
macro-economie, fiscalite, recouvrement, bla bla bla ... tena tsi haiko tsoni zani matiere zani kle, aleo za alou hitadi size tsi mankarary andoha
![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
15. prime
(
13/09/2006 15:20)
Degrièvement, exonérations, détaxations... toa orinasa vitsy dia vitsy no nahita tombotsoa an... raha tsy hiteny hoe... hummmm