Tsy tratry ny sivana ve...

1. madagasikara ( 29/08/2006 09:53)
MAnahoana daholo,
Fa hono wa: nahoana no tsy voasivana ilay solonanarana " betay78" , am tsy maha teny madio azy.
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 19:39
2. andry08 ( 29/08/2006 11:31)
Ka izy aza te hihosina ka hoe::):)
3. pissoa ( 29/08/2006 13:48)
Efa in-3 nisy nanontany io :-D:-D:-D

Ny kolontsaina malagasy no mamela ny fiantsoana ny olona amin'ny anarana misy hoe tay ... ka raha tena anaran'ny olona no misy an'io fa tsy ps fotsiny dia hosakanana ve izy :cry::-D:-D:-D
4. Fiffi ( 29/08/2006 14:47)
fa tena misy kosa ve aloha le anarana hoe t...io ? :roll:
5. methode ( 29/08/2006 15:31)
Fiffi: Tena misy io ka! Anontanio ry zareo any avaratra any fa tena betsaka io any!
6. pissoa ( 29/08/2006 15:42)
Tena misy io!
7. miangalyandria ( 29/08/2006 23:05)
o ry reto a ! nareo ve tamin'ny mbola kely tsy mbola naheno an'ireny olon-dehibe ireny niantso ny zanany lahy hoe "rainitay", izaho aloha nahita be dia be e, ireny olona efa 90 taona izao ireny no mpanao an'izany, misy io anarana hoe betay io
8. pissoa ( 30/08/2006 07:38)
Zah hoa efa naheno foana :-*
9. miangalyandria ( 30/08/2006 17:36)
hoy aho hoe matoa ilay namana nifidy an'io dia midika izany fa mety antsoina amin'io solonanarana io izy izany koa. Izaho izao mahita be dia be hoe beloha = chéri(e), bemaso = ompa satria kely maso daholo izy mianakavy hihihi !!!!:-D:-D:-*:-*
10. madagasikara ( 30/08/2006 18:08)
hihihi...
Dia izay angaha ry zareo. Ny eto anie no asiana resaka e. Hoe tsy tokony hanao teny maloto sns, dia noheveriko fa toy ny teny maloto ilay izy.
11. Fiffi ( 31/08/2006 09:59)
madagasikara:
hihihi...
Dia izay angaha ry zareo. Ny eto anie no asiana resaka e. Hoe tsy tokony hanao teny maloto sns, dia noheveriko fa toy ny teny maloto ilay izy.
zah aloha dia mihombon-kevitra aminao ry madagasikara an! amiko de maloto io de zay !
12. booboo ( 31/08/2006 10:21)
tsisy teny maloto zany fa miankina @ fandraisan'ny olona azy fotsiny io sy ny fampiasana azy.
13. pissoa ( 31/08/2006 10:57)
Misy teny ratsy ka ... fa raha teny ratsy ny anaran'ile olona kosa dia tsy hosakanana izy e, manjary :cry:

:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 31/08/2006 18:16)
booboo:
tsisy teny maloto zany fa miankina @ fandraisan'ny olona azy fotsiny io sy ny fampiasana azy.
eny eh! manaiky an'io zah ! Fa na izany kosa aza de ny teny hoe tay na miankina @ fandraisana azy aza de tay hiany ! inona moa ny dikan'ny hoe tay @ tsika gasy ?


15. cutie ( 31/08/2006 19:05)
maloto sa tsy zany :roll::roll:
16. Fiffi ( 31/08/2006 19:39)
amiko aloha de maloto an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711