tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
1. raneni
(
25/08/2006 11:35)
o ry Hery an ! inona koa no mbola hosoratana fa tena miverina foana le hoe "Ezaho fenoina hatrany ny mombamomba anao rehetra eto ambany" tena ho fotsy volo eto ampamenoana ny mombamomba ahy zah an.
sotra mialoha eh !
:(
sotra mialoha eh !
:(
répondu par vale le 02/09/2006 17:44
3. raneni
(
25/08/2006 11:58)
boubounezy:
:lol:raneni njy mamponé an!:-D:-D:-D
ka zah anky boubounezy tsy i Vandanitra ka ahay hamorona tantara lava be ao kon lol ! sa ve havoaka ao doly ny tsembaratelo retsa
5. Fiffi
(
25/08/2006 12:54)
raneni: efa nisy dinika momba an'io vao tsy ela tato fa tsy hitako hoe taiza moa ?
De ny tadidiko volaza tao hoe izay tianao hataon'ny olona anao hatao ao ! Nga moa voatery hoe hilaza ny tsiambaratelonao zany ? Fa mba bdb kosa ny zavatra azo lazaina ao an! :) de efa nety ve aloha zao ?

6. pissoa
(
25/08/2006 14:24)
Ilay hoe
Rehefa mameno na manova ny mombamomba anao ianao - ka misy tsy feno tsara - dia tsy io intsony no misoratra eo fa hoe ohatra hoe
Zany ve moa :oops::-D:-D:-D
Ary aza fotsy rora fa ndana amizy ovaovao ao :roll::-D:-D:-D
Ezaho fenoina hatrany ny mombamomba anao rehetra eto ambanyraha fa fahitako azy dia natao ho an'ny namana rehetra - manentana ny namana hameno ny mombamomba (satria betsaka ny tsy mameno :°) ).
Rehefa mameno na manova ny mombamomba anao ianao - ka misy tsy feno tsara - dia tsy io intsony no misoratra eo fa hoe ohatra hoe
Tsy mbola feno ny mombamomba anao :
# Fohy loatra ny mombamomba anao fanampiny. (Ataovy lavalava raha azo atao.)
Zany ve moa :oops::-D:-D:-D
Ary aza fotsy rora fa ndana amizy ovaovao ao :roll::-D:-D:-D
7. Herimiafina
(
25/08/2006 16:14)
Ary raneni tena henjana an, vaovao tonga dai mahalala protocole be klé. :oops::-*
9. vale
(
25/08/2006 16:35)
raneni::lol:>> dia tsy misy hambara mihintsy ve ny momba anao?:), jereo ny an,ny namana sasany dia mahita idée enao, ohatran,zay izao ny ahy no nataoko, natambatambatro tao daholo, dia lasa lava be indray aza avy eo:lol::lol::lol::lol::oops:
11. vale
(
25/08/2006 16:38)
tsy maintsy mba misy mitovy fitiavana aminao ihany ao anatin,reo namana bdb reo, dia mazotoa:wink:
13. raneni
(
25/08/2006 16:43)
hery:
FA maninona no i Hery no anontanina? :-)
Ny an'ny olona nety daholo tsy nisy fotsy rora.
Hitaraina am niza ndray aza, zah mbola débutante be sady mba efa mba nanandrana ihany.
Tena hidongy zah ra izao kosa no valitenin'i Hery an
:-D
15. raneni
(
25/08/2006 16:46)
vale:
raneni::lol:>> dia tsy misy hambara mihintsy ve ny momba anao?:), jereo ny an,ny namana sasany dia mahita idée enao, ohatran,zay izao ny ahy no nataoko, natambatambatro tao daholo, dia lasa lava be indray aza avy eo:lol::lol::lol::lol::oops:
Efa nisy nosoratako ka fa tsy ampy foana hono
Misotra am le torohevitra anky vale an, aleo ndray ary handramako io
:*
17. raneni
(
25/08/2006 16:48)
Fiffi:
raneni: efa nisy dinika momba an'io vao tsy ela tato fa tsy hitako hoe taiza moa ?
De ny tadidiko volaza tao hoe izay tianao hataon'ny olona anao hatao ao ! Nga moa voatery hoe hilaza ny tsiambaratelonao zany ? Fa mba bdb kosa ny zavatra azo lazaina ao an! :) de efa nety ve aloha zao ?
handeha hanandrana ndray anky zah fiffi an
:*
18. raneni
(
25/08/2006 17:05)
ity zany le hoe hangalataaka frazen'olona !!! hatambatro ao doly ary ny frazinareo retsaretsa ka aza gaga .
misotra betsaka ry reto an
misotra betsaka ry reto an
19. Herimiafina
(
25/08/2006 17:47)
K'aiza raneni an! efa ao ve ny sarindroky klou paolina kely klé. Otsan'ny olona fantatso mantsy ndroky e! :-*
20. raneni
(
25/08/2006 18:26)
Herimiafina:
K'aiza raneni an! efa ao ve ny sarindroky klou paolina kely klé. Otsan'ny olona fantatso mantsy ndroky e! :-*
Mbola tsy nety le izy ry Herimiafina an
Aleo andramana ndray kalongany ary farany ty fa manomboka leo be zah
:*