tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !

21. Zina ( 25/08/2006 20:19)
FA maninona no i Hery no anontanina?

Ny an'ny olona nety daholo tsy nisy fotsy rora.


Tsy mba valin-teny kosa io ka...
22. cutie ( 25/08/2006 21:13)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 25-08-2006 22:19:13
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
Voalaza teo :
FA maninona no i Hery no anontanina?

Ny an'ny olona nety daholo tsy nisy fotsy rora.


Tsy mba valin-teny kosa io ka...

Efa tsy mahagaga e :-D:-D:-D
23. papounette ( 26/08/2006 08:30)
raneni:

[quote=Herimiafina]
K'aiza raneni an! efa ao ve ny sarindroky klou paolina kely klé. Otsan'ny olona fantatso mantsy ndroky e! :-*


Mbola tsy nety le izy ry Herimiafina an
Aleo andramana ndray kalongany ary farany ty fa manomboka leo be zah


:PZà akia fa nanao ohtranjy io mitsy de nanoratra aho hoe Leo aho.Fa zao le fika .Le ery ambany indrindra ery iny an,manorata lavabe mitsy.Atao njy ao daholo ny zavatra tinjy,ny namana tadiavinjy,ny zavatra andrasanjy.De aza adino ny mangataka bizoroka!:-*




24. vale ( 26/08/2006 13:17)
raneni:

ity zany le hoe hangalataaka frazen'olona !!! hatambatro ao doly ary ny frazinareo retsaretsa ka aza gaga .



misotra betsaka ry reto an
:-D:-D::oops:raneni a: akana idée ftsn nge zany fa tsy hoe raha mitady namana france oh ny an,lay ol nefa tsy izay oh ny tediavinao dia lasa tsy mety!hihihi
fa mazotoa eh:-*, vita foana io!:D


25. vale ( 26/08/2006 13:20)
papounette: njy kou kay mpitsikilo ny an,ny namana an, :lol:, tena zay mintsy ka, dia mety hovaina koa ohatra raha efa nahazo namana enao dia hovaina indray hoe: misaotra ny namana na tsy fantatro ry reto fa betsaka ny idée fa zay ah karokarohy ao eh:-*
26. Zina ( 27/08/2006 02:14)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 25-08-2006 23:13:05
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
Voalaza teo :
Mpandefa : Zina [ Valio ] 25-08-2006 22:19:13
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
Voalaza teo :
FA maninona no i Hery no anontanina?

Ny an'ny olona nety daholo tsy nisy fotsy rora.


Tsy mba valin-teny kosa io ka...

Efa tsy mahagaga e


atao inona fotsiny zany ny admninn????
27. cutie ( 27/08/2006 09:26)
Zina
atao haingon'ny serasera fotsiny :-D:-D:-D
28. hery ( 27/08/2006 17:35)
Nisy nanakarama admin ngah nareo? :-D:-D

Ny namana hafa koa afaka manampy rehefa vaovao fa efa mba samy ela teto ihany.

Ny sasany aza mahay kokoa noho ny admin
29. kelly13 ( 27/08/2006 17:54)
d namaky ty mombamomba anjy za ry raneni fa vizaka ny masoko fa tena lava dia lava tokou an, hihihi!!! fa njy fetsy b fa neverimberinjy le izy, lolll, zay ngamba no antony hoe "ampio fa tsy ampy" mdrrrrr
30. barjo ( 27/08/2006 18:05)
ten ouff marina raneni ! saika bala ny mason'ny bandi na izany aza tsara refa nanao effort sady nafinaritsa ny namaky azy mba handefaso krevety avy any ny bandy.
31. pissoa ( 27/08/2006 18:09)
Kay le ... tsy maintsy hoe haka inspiraka eo ihany refa mazoto :@
32. vale ( 27/08/2006 18:54)
raneni:=))=))=))=))=))=))zà angaha nanao hoe adikao manontolo mihintsy:-D, tsy olana zany raneni fa nampiomehy be ahy ftsn lay izy ah:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, zay fa aza de adika be ohatry ny kopia kôle be kosa e:wink::-D:-D, ny tsy tiako mantsy dia lasa ohatry ny hoe mananihany ny ahy ndry an:(
33. vale ( 27/08/2006 20:28)
raneni: aiza enao ô! tena ohatry ny kopia kôlé be indray kah, mba ovay raha azonao atao fa sao dia ataon,ny olona hoe kambana eo tsika roa!!:?::roll:
34. cutie ( 27/08/2006 20:35)
vale
sahiranin-jy njay i raneni a :-D
35. vale ( 27/08/2006 20:40)
:-D:-D:-D:°) lasa manao pub be njay raneni, :-D:-D:-D:-D:-D:oops:, ary izy kay tsy nahazo resaka tsara,ihihihihihi, mbola tapaka foana ny tsinaiko mamaky an,lay izy,:-D:-D:-D:-D:lol::lol::lol::oops:
raneni: azafady annnn,:-*hihihi:-D:-D:-D:oops::oops:
36. vale ( 27/08/2006 20:46)
hihihihi,aokan,zay fa tapaka eo ny tsinaiko,hihi, tana nataon,i raneni ray kilaometatra:lol: mintsy lay izy:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
37. Zina ( 27/08/2006 22:40)
Nisy nanakarama admin ngah nareo?

Dia mba loza re zany valin-teny zany...

atao haingon'ny serasera fotsiny

to marina ity teny ty ka
38. cutie ( 27/08/2006 22:41)
:-D:-D:-D:-D:-D
Zina
39. hery ( 27/08/2006 23:01)
Zina> tena marina io kah. Tsy misy ilàna admin mihitsy :-)
40. Zina ( 27/08/2006 23:43)
misaotra ry hery a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0199