tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
61. hery
(
29/08/2006 10:06)
Zina> Teny tsotra fotsiny :-)
Tena tsy ilaina ny admin amin'ny zavatra sasany satria ianareo samy ianareo dia afaka mifanampy (hitako matetika izany ho an'ireo izay mba mahafoy tena hanampy ny namany)
Raha zavatra tokony hovaina, na zavatra miankina mivantana amin'ny serveur... dia manao intervention aho. Fa raha zavatra izay efa nataon'ny namana hafa kosa dia tokony hifanampiana. Sa izay ilay hoe mampifilafila nolazainao? Ohatra hoe ianao efa nahavita sy nahay an'ilay izy dia mampifila fa hoe aleo ho an'ny admin? :-)
Samy maimaim-poana isika no eto. Dia samy mandray anjara. Izany no nahavelona ny serasera hatramin'izao (ankoatry ny vola miala any am-paosin'ny admin sy izay namana vitsy nanampy).
Tsiky dia ampy hatrany

62. Fiffi
(
29/08/2006 14:52)
marina aloha io voalazanao io ry Hery an!
Tokony zany hoe isika rehetra zay tafiditra soamantsara no mba hanampy zay mba manana olana fa tsy tonga de hatao hoe misy mampifilafila .
Zina zao tokony mba nanampy an'i raneni koh ! :wink:

63. raneni
(
29/08/2006 15:36)
Fiffi:
marina aloha io voalazanao io ry Hery an!
Tokony zany hoe isika rehetra zay tafiditra soamantsara no mba hanampy zay mba manana olana fa tsy tonga de hatao hoe misy mampifilafila .
Zina zao tokony mba nanampy an'i raneni koh ! :wink:
Fiffi> :roll: ntsss marina ve ntsonalé !
:*:*
64. cutie
(
29/08/2006 15:40)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 29-08-2006 16:52:33
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
marina aloha io voalazanao io ry Hery an!
Tokony zany hoe isika rehetra zay tafiditra soamantsara no mba hanampy zay mba manana olana fa tsy tonga de hatao hoe misy mampifilafila .
Zina zao tokony mba nanampy an'i raneni koh !
marina anie ny lazainy io fa ny fomba famaliany azy no tsy mety e .
Mpandefa : hery [ Valio ] 25-08-2006 14:43:52
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony at
FA maninona no i Hery no anontanina?
Ny an'ny olona nety daholo tsy nisy fotsy rora.
67. hery
(
30/08/2006 07:28)
cutie> :-) hay ianao mitsara fomba famaly ihany?
Ny fomba famalinao ny resaka rehetra eto ve mba mety? Saingy ekena satria hoe efa toetranao ilay izy...
Avadibadiho daholo ange ny zavatra nosoratan'i cutie ato e. Indraindray tonga de hoe "Tsy haiko" "Zah tsy tany" sns.. indraindray le olona manoratra mahatsiaro hoe izany ve tsy valy an'avona. http://forum.serasera.org/?rub=dinika%2Ftadiavo&tadiavo=1&titre=&msg=&submitter=cutie
Fa izaho indray mieritreritra hoe efa izany ny toetrany dia raisina am'zay ilay izy.
koa rehefa izaho ve no mamaly boraingina dia malahelo nareo? :-)

71. cutie
(
30/08/2006 12:00)
koa rehefa izaho ve no mamaly boraingina dia malahelo nareo?
misy malahelo nga eo :-D:-D:-D
nefa le oul mba admin de ohtran'zany mba famaliny, zay le izy fa tsy alahelo akory :-D:-D:-D
72. cutie
(
30/08/2006 12:02)
Avadibadiho daholo ange ny zavatra nosoratan'i cutie ato e. Indraindray tonga de hoe "Tsy haiko" "Zah tsy tany" sns.. indraindray le olona manoratra mahatsiaro hoe izany ve tsy valy an'avona. Jereo eto
=))=))=))=)) tapa tsinay za
kay niasa be i hery nanao an'io nefa ze fanontanian tsotra anontanian'oul tsy valiana akory :-D:-D:-D
73. vale
(
30/08/2006 16:52)
raneni:raneni::lol: ka indry ihany no nahita an,le eponze voalohany teo koa:-D:-D:-D:-D:°)
vale:
cutie
:-D
blanco koh!:wink:ihihihi:lol::-D:-D:°):°)
eponze,savony, blanko de nadio njy ty ry Vale tena mampmé
asio karbonetsa kely njay hibontsina :-D
77. vale
(
31/08/2006 16:49)
:-D hay nety tao ihany, amzay nataony zara fa nisy novakiana indray,:lol::-D:-D:-D:-D:-D:°)
79. Zina
(
31/08/2006 18:02)
Fiffi [ Valio ] 29-08-2006 16:52:33
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
marina aloha io voalazanao io ry Hery an!
Tokony zany hoe isika rehetra zay tafiditra soamantsara no mba hanampy zay mba manana olana fa tsy tonga de hatao hoe misy mampifilafila .
Zina zao tokony mba nanampy an'i raneni koh !
o ry fiffi a ka za ary tsy mahay ko...eo anie ny olana e tsy i raneni ihany no tsy mahay...za ko anisany....fa za tsy manontany fotsiny
80. Fiffi
(
31/08/2006 18:13)
cutie , vale: voavakinareo hatramin'ny farany ve ny tao ? :roll::-D:-D:-D:-D