tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
41. raneni
(
28/08/2006 10:21)
cutie:
vale
sahiranin-jy njay i raneni a :-D
mbola sahirana be mintsiny mitady ny hamafana azy lol hihihi fafana @ eponze ve !
42. raneni
(
28/08/2006 10:22)
vale:
raneni:=))=))=))=))=))=))zà angaha nanao hoe adikao manontolo mihintsy:-D, tsy olana zany raneni fa nampiomehy be ahy ftsn lay izy ah:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, zay fa aza de adika be ohatry ny kopia kôle be kosa e:wink::-D:-D, ny tsy tiako mantsy dia lasa ohatry ny hoe mananihany ny ahy ndry an:(
sotra anjy betsaka anky vale ary miala tsiny zaho e ^:^^:^^:^^:^
44. raneni
(
28/08/2006 10:25)
vale:
hihihihi,aokan,zay fa tapaka eo ny tsinaiko,hihi, tana nataon,i raneni ray kilaometatra:lol: mintsy lay izy:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
zaho aza fanina ato fa njy koa ve ahona e
8-)
47. raneni
(
28/08/2006 11:57)
hery:
Zina> tena marina io kah. Tsy misy ilàna admin mihitsy :-)
sotra na izany aza e, nadikako indraika monja le izy de niverina impolo!!!:oops:tsy nety niala teo koa le "fenoy ny ........." tsy nety niafficher ndraika koa le nadika avy teo de notsindrina ihany le "alefaso" !!!!!!!!!!!!!!!:snif:
miala tsiny zaho ry HERY tena menatsabe anao zaho :oops::oops::oops::oops:
48. vale
(
28/08/2006 12:12)
raneni:raneni> :-D, tsy mila eponsa njy kah, tsindrina ftsn eo @ ps ndry de ovaina , dia rehefa vita dia tsindrina ny hoe "alefa" de zayyyyy!ohatry ny nanaovanjy azy tam mbola tsy nety tam voalohany ihany kah! zay de mazotoa e, saotra!:wink:
cutie:
vale
sahiranin-jy njay i raneni a :-D
mbola sahirana be mintsiny mitady ny hamafana azy lol hihihi fafana @ eponze ve !
49. Zina
(
28/08/2006 12:40)
raneni [ Valio ] 28-08-2006 12:23:38
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
Hoy i Zina:
misaotra ry hery a
misotra anjy nanisy sira
raneni a na dia nanisy sira ary retsy za to mbola natsatso be ihany ilay izy a, to lasa nangindy akory ary..
50. Zina
(
28/08/2006 12:42)
Hoy i hery:
Zina> tena marina io kah. Tsy misy ilàna admin mihitsy
sotra na izany aza e, nadikako indraika monja le izy de niverina impolo!!!tsy nety niala teo koa le "fenoy ny ........." tsy nety niafficher ndraika koa le nadika avy teo de notsindrina ihany le "alefaso" !!!!!!!!!!!!!!!
miala tsiny zaho ry HERY tena menatsabe anao zaho
inn no tokony hamenatra anjy retsy raneni a, tsy ita ko retsy a rehefa tsy mahay ny tena dia ampifilafiaina ny mba mahay:-D:-D
52. cutie
(
28/08/2006 14:05)
Mpandefa : vale [ Valio ] 28-08-2006 14:12:21
Lohateny : Re : tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
Hoy i raneni:
[quote=cutie]
vale
sahiranin-jy njay i raneni a
mbola sahirana be mintsiny mitady ny hamafana azy lol hihihi fafana @ eponze ve !
de aza adino ny rano :-D:-D:-D
59. papounette
(
29/08/2006 07:06)
vale:
papounette: njy kou kay mpitsikilo ny an,ny namana an, :lol:, tena zay mintsy ka, dia mety hovaina koa ohatra raha efa nahazo namana enao dia hovaina indray hoe: misaotra ny namana na tsy fantatro ry reto fa betsaka ny idée fa zay ah karokarohy ao eh:-*
Vale::-$:-$:-$:oops::oops::oops:Hi!Hi!Hi!menatsa be zà!
60. raneni
(
29/08/2006 09:40)
vale:
cutie
:-D
blanco koh!:wink:ihihihi:lol::-D:-D:°):°)
eponze,savony, blanko de nadio njy ty ry Vale tena mampmé
asio karbonetsa kely njay hibontsina :-D
