resaka points eto @ sera2, que vaut-ils

1. boubounezy ( 20/08/2006 03:00)
inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany??? ra misy tombotso mantsy dé mba atao zé azaona points betsaka eto na iteniteny fona fotsiny aza @ zay tsy miresaka na mafatnatra any tena akory:^):^):^):^)
novalian'i prime ny 20/09/2006 13:34
2. Bakobako2 ( 20/08/2006 06:44)
za ko mbô gaga ry boubounezy ,ny sasany efa teto ela be de ze vô niditra maly zany aôna?:x:x
3. xxx ( 20/08/2006 06:51)
inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana
ny tombotso azo ? fahafinaretana , refa tsy misy tombontso azo de aza tonga eto fotsiny eh !
que vallent-ils ? samy mahafantatra ny tombotso azony ny tsi1-1 zay mahatonga azy tonga eto!
4. lemenakely ( 20/08/2006 07:30)
boubounezy:

inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany??? ra misy tombotso mantsy dé mba atao zé azaona points betsaka eto na iteniteny fona fotsiny aza @ zay tsy miresaka na mafatnatra any tena akory:^):^):^):^)



Aza dia matérialiste loatra @ fiainana e!
5. Tokinao ( 20/08/2006 09:50)
lemenakely:

boubounezy:

inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany??? ra misy tombotso mantsy dé mba atao zé azaona points betsaka eto na iteniteny fona fotsiny aza @ zay tsy miresaka na mafatnatra any tena akory:^):^):^):^)



Aza dia matérialiste loatra @ fiainana e!


Tsy matérialiste kosa izy fa te hahafantatra ny antony e! :)

> Boubounezy :
Ra ny fafantarako azy ry boubou de zao a : somary lalao izy io. Ka mahafinaritra ny mahita ny anaran'ny tena hoe be isa, na koa be mpitia. fanampin'izany de izao : anoratan'olona maro be enao rehefa mora hita eo @ pejy fandraisana ny solonanaranao. de izay le tombontsoa.


6. fasaly ( 20/08/2006 09:59)
hummmmm! efa manana epériansa i tokinao an!:wink::°)
marina zany ka! sady lasa malaza:-D:-D:-D
7. Tokinao ( 20/08/2006 10:14)
fasaly:

hummmmm! efa manana epériansa i tokinao an!:wink::°)
marina zany ka! sady lasa malaza:-D:-D:-D

ananantsika io fasaly a! ela kosa zay nanaovana namana zay ! hihihi

Fa le fanontanian'i boubou oa mampatsiahy ahy an'le tenin'i ngah Freud hoe : ny zavatra reetra ataon'olono dia vokatry ny iray @ireto zavatra 2 ireto ihany :
-1 ny "libido", ary koa,
-2 ny fitiavana laza sy voninahitra.


Fa asa aloha raha tena marina zany. :? :?


8. vale ( 20/08/2006 11:20)
Tokinao: enga anie ny fanaovana blaogy koa tsy ho lasa hoe fitiavana laza sy voninahitra :-D:-D
boubounezy: samy manana ny tiany aky io ah! raha mba izay ary moa ny tiany?:o tsy hitako zay hitsikeraina an,izany an!!:o (le hoe manenjika isa ny olona sasany e!), raha sendra resaka tsisy dikany indry ka manorisory andry le izy ary dia tsotra fotsiny > tsy valiana dia samy vita:roll::-D:-D
9. vale ( 20/08/2006 11:24)
Bakobako2:

za ko mbô gaga ry boubounezy ,ny sasany efa teto ela be de ze vô niditra maly zany aôna?:x:x
bakobako>:wink: njy koa angah mba te hahazo points betsaka? io aky tsy misy hoe olona efa ela teto no fazoana ny points an, fa araho ny fanazavàna ao @ acceuil ao dia azonjy an!:wink:, misy namana vaovao izao ao @ anisany mahazo points betsaka koh!!:roll::-*


10. fasaly ( 20/08/2006 11:39)
zà zao mahazo points am fametahana sary:^):-D:-D
nefa tsy de manoratra firy ihany kou fa mba mahazo points ihany:°):-D:-D:-D
11. dadabe ( 20/08/2006 12:08)
marina mihitsy izany boubounezy a:-$, aleo ny olona tsy manakatao no hanenjika points eto :°):°):-$
12. xxx ( 20/08/2006 12:40)
tokinao> hoy ianao tamin\'i lemenakely hoe: izy aza mba te hahafantatra; te hahafantatra ny anton\'inona aloha boubounezy ? fa na izaho koa aza tsy mahazo tsara izay tena tiany holazaina:idea:
13. vale ( 20/08/2006 12:43)
dadabe:

marina mihitsy izany boubounezy a:-$, aleo ny olona tsy manakatao no hanenjika points eto :°):°):-$
:o zay izao anisany mahazo points kely ihany ato de ahoana izany? tena tsy manankatao marina izany izay mamaly ny hafatry ny olona koh! andray enao dadabe an:x:o


14. boubounezy ( 20/08/2006 13:45)
ô ry zareo a! :oza mba manotany fotsiny wé inn ny antony matonga ny sasany manenjika points:^), fa tsy té itsikera akory e! any @ sary no misy fitsikerana zany:°). Momba ny sary ndray dé za tsy neritreritra mintsy fa té alaza @ zé resaka sary akory. momba ny blog, za ary tsy mijery anio blog io akory.ary aona tsy azoko wé inn ny ma matérialiste ahy @ zany fa tôky za aza efa mamaly msg efa ho inn 5 na inn 6 vô mba mahazo points 2 ato nefa tsy miasa lou @ zé fitédavana points.:evil: ra te alaza 8)efa nalaza atriny ela fa tsy @ sary sy points akory!ary za mba manketo @ forum mba te afantatra zavatra. metraka hevitra fa té anampy falalana... sns io zao dé éfa nahintsiny ra xxx ny frantsaiko dé "que vaut ils" sy ny que vallent ils dé zay ny tena mba anaovako débat.:roll:
15. fasaly ( 20/08/2006 14:28)
boubou! cool cool toi!:-D:-D
mamaly an'i bakobako fotsiny aho hoe ny fomba ahazoana points mikasina ny sary io, fa tsy hoe misy inona njay akory satria izy hono vaovao de aôna zany ????:wink: ny sary ray raha tsy diso aho points dimy no azo aminy.....
16. vale ( 20/08/2006 14:51)
boubounezy> fa nga nisy resaka blaogy indray moa ny tsy azondry? i Tokinao ange no anontaniako e! :? izy nanome io resaka voninahitra laza sns io koh:o, sady samy manana an,zay tiany ato ange e:o, tsy misy hoe zao na izao :?, ndry izao faly mametraka sary de zay faly mi-forum sy manao blaogy.
17. Bakobako2 ( 20/08/2006 16:00)
ouuuuu! tô nampikorotana be le resaka, vôkitika njay ny ma materialista, misôtra vale e! tsy maninna akory na tsy mahazo point e! refa am 2007 a ve tsy ho be point iany de ho hita eo.
mivôka ny sujet ty fa ny a le miaino rvg no tena tsy lefitro e. Fa cool fotsiny dôôly.:lol:
18. soanja ( 20/08/2006 16:59)
boubounezy:

inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany??? ra misy tombotso mantsy dé mba atao zé azaona points betsaka eto na iteniteny fona fotsiny aza @ zay tsy miresaka na mafatnatra any tena akory:^):^):^):^)


Zah mino fa tsy misy zavatra nataotao foana izany fa matoa nisahiranana dia misy antony. Zany hoe: i Hery sy ny mpikarkara nikarakara ny fanasiana points dia ry zareo tena afaka hamaly tsara io fanontaniana io. Fa samy manana ny tanjony tokoa mantsy ny olona e. Ao ny tia points ao ny tsy tia na tsy dia miraharaha azy loatra. Ka izay mifanaraka aminao, iny tandrovana fa tsy tokony tokoa hisy fifampitsikerana hoe ianareo be zah tsy manana na hoe za mahazo be dia be sns. Fa raha nanesorana ny points-nao ka hitanao fa tsy rariny be nefa ianao tena mijery tsara ny fiakamidin'ny points dia aza misalasala mihitsy milaza izany fa izay no atao hoe: mamoaka hevitra. Naman'ny serasera tsara izany.


19. vale ( 20/08/2006 17:38)
soanja: nisy niteny ngah moa teo hoe be isa i ranona na nisy nitolon-tena? ary raha miteny koa moa ary, in ny maharatsy an,zany? zay no mba mahafaly ny fony ary re koh!:-/
20. Herimiafina ( 20/08/2006 18:37)
Zah mba omeo point ry zareo fa tiako be le izy an! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0639